-
Vendredi 22 mars 2013 à 00:00:00
Manomboka misy vokany ny fanentanana sy fanofanana ireo mpanjono any amin’ny Faritra Melaky ho fiarovana ny hazandranomasina. « Fanjonoana andraisana andraikitra, fanoitra ho...
-
Vendredi 22 mars 2013 à 00:00:00
Manodidina ny 300.000 taonina ny hazo maina, avy amin’ny ala 8.000 ha avadika saribao lanin’ny mponina any Toliara. Ho an’ny fikambanana iraisam-pirenena miaro ny tontolo...
-
Vendredi 22 mars 2013 à 00:00:00
Vaky ny ady eo amin’ny kaominin’Antsirabe I sy ny Faritra Vakinankaratra. Nambaran’ny Pds-n’ny kaominin’Antsirabe I, Lala Marie Béryl Razafindrainiony, ny...
-
Vendredi 22 mars 2013 à 00:00:00
Tsy fantatra intsony. « Mpiara-miombon’antoka voajanahary sy ara-tantara ka tsy azo ialana i Lafrantsa », hoy ny filohan’ny Ct, Mamy Rakotoarivelo, omaly, nandritra ny...
-
Vendredi 22 mars 2013 à 00:00:00
Azo antoka ihany ve ny hisian’ny filaminana mialoha sy mandritra ary aorian’ny fifidianana? Toy izany koa ny hoe fifidianana malalaka sy mangarahara... Manao fihaonambe hiatrehana...
-
Vendredi 22 mars 2013 à 00:00:00
Le vaccin contre la diarrhée, Rotarix, administré pour les enfants des moins d'un an, sera introduite à Madagascar en 2014, d’après le ministère de la...
-
Vendredi 22 mars 2013 à 00:00:00
L’intronisation de l’archevêque de Canterbury, Sa Grâce Justin Welby, a été effectuée hier dans la cathédrale de Canterbury en Angleterre....
-
Vendredi 22 mars 2013 à 00:00:00
Dans le cadre de la poursuite de la vision de la Ville d’Antananarivo « Ville constamment propre, organisée et sécurisée », la direction de...
-
Vendredi 22 mars 2013 à 00:00:00
Sri Lankais roa no indray nidoboka ao amin’ny fonjan’ Ambatondrazaka, omaly. Sarona tao anaty taksiborosy iray tao Moramanga izy roa lahy ireo. Nikasa ny ho any Ambatondrazaka izy...
-
Vendredi 22 mars 2013 à 00:00:00
Nodimandry, ny talata 19 marsa lasa teo, Rakotoarisoa Hery, filoha nasionalin’ny Sendikà iraisan’ny malagasy mpanao fitaterana (Seimampafi). Voarakitra ao anatin’ny...