-
Samedi 23 mars 2013 à 00:00:00
Mankalaza ny faha-20 taona nisiany ny vondron’ny mpitory Filazantsara. Fanomezan-dra tetsy amin’ny Hjra no nisantaran’izy ireo ny fankalazana. «Zava-dehibe ny...
-
Samedi 23 mars 2013 à 00:00:00
Miroborobo ankehitriny ny orinasa mitrandraka ny harena an-kibon-tany. Olana anefa ny tsy fahampian’ny teknisianina malagasy ka tsy maintsy manafatra manampahaizana avy any ivelany ny...
-
Samedi 23 mars 2013 à 00:00:00
Nanao fanadihadiana tamin’ny ankizy (11-22 taona) mpivarotena 1237 eto Antananarivo ny Ecpat France eto Madagasikara ny volana janoary lasa teo. Tanjona ny hamaritana taontsaritany...
-
Samedi 23 mars 2013 à 00:00:00
Lalao famaranana roa no indray hatrehin’ny fileovana Ati Ivandry, eo amin’ny taranja rugby. Anisan’ireny ny fankalazana ny jobily faha-95 taonan’ny Jsta...
-
Samedi 23 mars 2013 à 00:00:00
Fetra Ratsimiziva. Mpikatroka judo malagasy eo amin’ny sokajy -81 kg. Tsy milalao eto an-toerana fa any ivelany ao amin’ny klioba Balma Saint-Exupéry 31 Toulouse, Frantsa,...
-
Samedi 23 mars 2013 à 00:00:00
Hanome sehatra ireo katitakely, tia baolina kitra any amin’ny Boriborintany, nefa tsy mba manana sehatra isehoana, ny fikambanana Madas, tarihin’i Augustin Baovola...
-
Samedi 23 mars 2013 à 00:00:00
"Fahavalom-pirenena izay rehetra manelingelina sy manakantsakana ny fifidianana. Ampy izay ny tetezamita", hoy ny sekretera jeneralin’ny Avotra ho an’ny firenena, Laza...
-
Samedi 23 mars 2013 à 00:00:00
Ôfisialy. Napetraka, omaly, ny mpitarika ny biraom-pifandraisan’ny Vaomieran’ny Ranomasimbe Indianina (Coi) eto amintsika.
Nanolotra ny taratasy manamarika izany...
-
Samedi 23 mars 2013 à 00:00:00
Tsy fampanantenana intsony. Nosoniavin’ny Vaomieran’ny Ranomasimbe Indianina (Coi), omaly ny fandraisany anjara mitentina 1 tapitrisa dôlara, ho ao anaty kitapo iombonana...
-
Samedi 23 mars 2013 à 00:00:00
1 million de dollars de la COIMadagascar TribuneComme promis, la Commission de l'océan indien (COI) a procédé cet après-midi du vendredi 22 mars à la signature de la convention de...