-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Omby miisa 200 no indray lasan’ny dahalo maromaro tao Tsivory Amborompotsy, ny asabotsy hariva teo. Nitohy tao Amboasary Atsimo indray izany taorian’izay ka omby miisa 21 no...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Io indray i Afrika sy ny zanatany frantsay amin’ny fanonganam-panjakana ! Iray andro taorian’ny nakan’ireo mpioko Seleka, notarihin’i Michel Djotodia, ny fitondrana any...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Na efa voarara aza izao ny fandefasana olona hikarama any ivelany, taorian’ireo tranga nampodiana zazavavy tsy salama na «razana», mbola «maniry ohatra ny anana»...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Nampiofana any amin’ny Faritra ny Cenit : Nidina an-tsehatra any anivon’ny Faritra ireo teknisianina momba ny informatika avy ao amin’ny Cenit foibe. Nanomboka ny 18 marsa teo no...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Nikatona, omaly, ny fandraisana ny firotsahan’ireo kandidà ho filohan’ny Ffm. 33 ireo kandidà nahatonga taratasy firotsahana. Andrasana ny avy any amin’ny Faritra....
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Miavaka fa tsy toy ny amin’ny vanim-potoana milamina ny fifidianana tontosaina amin’ity taona ity: fivoahana amin’ny krizy, famahana olana, famaranana ny...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Tsy hipetra-potsiny. « Feno ny hevitra nampitana ny vahaolana nomen’ireo mampiofana momba ny resa-pifidianana manomboka amin’ny fanentanana ny olom-pirenena feno taona hisoratra...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
« Tena tsy lefy ao am-ponay vahoaka aty ambanivohitra tantsaha ny fitiavana ny Filoha Ravalomanana ka teny sy hafatra nampitainay ny hoe tsy hifidy ary tsy handray anjara amin’ny...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
Poignardé à plusieurs reprises avec une sagaie, un militaire retraité habitant le village d’Analaiva dans le District de Morondava a trouvé la mort.
Celui-ci...
-
Mardi 26 mars 2013 à 00:00:00
La 4ème édition de la journée de l’emploi et de la formation est prévue de se tenir du 27 au 28 mars prochain au palais des sports et de la culture. Selon les...