-
Vendredi 29 mars 2013 à 00:00:00
Roa volana izao ny nandraisan’ny orinasa sinoa Mainland ny asa fanarenana ny lalam-pirenena faha-5, Toamasina – Fenoarivo Atsinanana. Tokony ho vita tanteraka amin’ny volana...
-
Vendredi 29 mars 2013 à 00:00:00
Tsara vintana ! Daniel Fetranirina, 21 taona avy any Ambohimahasoa indray, no nahazo ny lokabe 10 tapitrisa Ar tamin’ny lalao « Peo ny 5 », nandritra ny fisarihana, ny zoma...
-
Vendredi 29 mars 2013 à 00:00:00
Roa volana mialohan’ny hisokafan’ny Fim 2013, andiany faha-8, hanomboka ny 23 mey hatramin’ny 26 mey, efa feno ny toerana rehetra eny amin’ny Forello Tanjombato....
-
Vendredi 29 mars 2013 à 00:00:00
Anisan’ireo handray anjara sy hifaninana amin’ny «Jeux Corporatifs Challenger», izay hotontosaina amin’ny asabotsy 6 avrily ho avy izao, etsy amin’ny...
-
Vendredi 29 mars 2013 à 00:00:00
Rallye dimy no ao anatin’ny fandaharam-potoan’ny Federasiona sport automobile (Fsam), amin’ity taom-pilalaovana 2013 ity. Hanokatra izany ny karakarain’ny klioba...
-
Vendredi 29 mars 2013 à 00:00:00
Hotanterahina anio, ny lalao ampahefa-dalan’ny hetsika “Challenge National U22”. Ady goavana ny fihaonan’Analamanga sy Atsinanana eo amin’ny zazalahy sy...
-
Vendredi 29 mars 2013 à 00:00:00
« Betsaka ny ray aman-dreny mitaraina manoloana ny vola tsy maintsy alohan’izy ireo any am-pianarana, manoloana ny sekoly mandeha ataon’ny mpianatra. Mamorona ny tsy misy...
-
Vendredi 29 mars 2013 à 00:00:00
Hanomboka afaka iray volana ny fanatanterahana ny asa fametrahana ny paompin-drano iraisana ho an’ny kaominina ambanivohitra Ambohidrapeto (distrikan’Atsimondrano) miaraka...
-
Vendredi 29 mars 2013 à 00:00:00
Efatra andro be izao ny faran’ny herinandro ho an’ny mpiasa amin’ity fetin’ny Paska ity. Ny mpianatra rahateo efa ao anatin’ny...
-
Vendredi 29 mars 2013 à 00:00:00
Hetsika lehibe roa no notanterahin’ny ivokolo Is’Art Galerie, etsy Analakely, omaly hariva. Voalohany amin’izany ny fanokafana ny fampirantiana kanto araka endrika amam-bika...