-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Un enfant et sa m?re bloqués ? MadagascarClicanooTout a basculé le jour m?me de son arrivée ? Madagascar, le 23 mars dernier, ? sa descente d'avion. "Quelqu'un de la police aux fronti?res...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Etsy amin’ny Epp Angarangarana indray no hifamotoana amin’ny mpankafy adin-kiragasy ny tarika Rainitelo Andohavary sy Raveloson Arivonimamo. Amin’ny alahady 14 avrily izao,...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Fanamby goavana no napetraky ny Alliance Française eto Antananarivo, amin’izao fandiavany ny faha-65 taonany izao. Karazana zavakanto sy mpahay kanto maromaro no natambany ka...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Araka ny fanazavana nomen-dry zareo avy ao amin’ny fikambanana Sôma, sampana mpihiragasy, “…manomboka izao dia tsy ho tapaka ny adin-kiragasy etsy amin’ny...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Haverina indray, ny 5 mey izao etsy amin’ny Hotely Carlton Anosy, ilay kaonsertra klasika nataon’ny orkestra ao amin’ny fiangonana Anglikana Trinite Masina...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Manomboka mivelatra tsikelikely eto amintsika, ankehitriny, ny “comédie musicale”. Efa mahasarika miandalana ny tanora ny milalao azy.
Toraka izany koa ny mpanjifa...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Manomboka izao, horaisina an-tanana ny fahasalaman’ny mpikambana ao anatin’ny Otiv Antananarivo, amin’ny alalan’ny “Mutuelle santé Harena”, izay...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Tsy mahafaly anay mponina ao Ilakaka ny fitongilanan’ny fijerin’ny minisitera mahakasika ny fahatapahan-jiro ao Ilakaka. Mampitroatra anay ny filazan’ny talen’ny...
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Nihintsana avokoa ny ekipa malagasy, vavy sy lahy, eo amin’ny fiadiana ny amboaran’ny “International Handball Trophy”, taranja handball, ho an’ny sokajy U-20....
-
Vendredi 12 avril 2013 à 00:00:00
Manomboka izao, tsy eken’ny Federasiona malagasin’ny rugby (Fmr) intsony ny «école de club» na ny fileovana mitaiza ankizy ireny fa tsy maintsy miditra ao...