-
Samedi 13 avril 2013 à 00:00:00
Drafitrasa hamonjy zaza 2 tapitrisa
Nanolotra drafitrasa iraisam-pirenena ahafaha-mamonjy zaza hatrany amin’ny 2 tapitrisa ny Unicef sy ny OMS. Asa isorohana sy iadiana amin’ny...
-
Samedi 13 avril 2013 à 00:00:00
Fanabeazana sy fikoloana ny tontolo iainana. Sehatra roa nakamban’ny sekoly Alpha School Itaosy sy ny Fondation Tany Meva tao anatin’ny “Green Place” na “Toerana...
-
Samedi 13 avril 2013 à 00:00:00
Efa niverina eto Antananarivo ny ampahany amin’ireo tomponandraikitry ny Bngrc nisahana ny fandraisana an-tanana ireo traboina vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Haruna.
Ny...
-
Samedi 13 avril 2013 à 00:00:00
Isan-taona, fomba mahazatra efa fanaon’ny Organisation sanitaire tananarivienne inter-entreprises (Ostie) ny manolotra fanafody ho an’ny Bngrc, aorian’ny fandalovan’ny...
-
Samedi 13 avril 2013 à 00:00:00
Fitaovana iray nosafidin’ny sampandraharahan’ny Firenena Mikambana momba ny mponina (Unfpa) sy ny minisiteran’ny mponina ary ny raharaha sosialy, iadiana amin’ny...
-
Samedi 13 avril 2013 à 00:00:00
Pour clôturer en beauté le jubilé du 50e anniversaire du Trésor malgache qui a été célébré depuis l’année...
-
Samedi 13 avril 2013 à 00:00:00
Nandritra ny famaranana ny faha-50 taonan’ny Tahirim-bolam-panjakana, omaly, tao amin’ny Carlton, navoitra hatrany ny tokony ho fanavaozana ny fitantanana ny...
-
Samedi 13 avril 2013 à 00:00:00
Miova endrika ny tanànan’ny kaominina Andekaleka, distrika Brickaville, Faritra Atsinanana. Vita ny Lapan’ny tanàna, nandaniana 70 tapitrisa Ar avy amin’ny...
-
Samedi 13 avril 2013 à 00:00:00
Nitsidika ny toby mpamokatra herinaratra any Andekaleka ny Praiminisitra lefitra miadidy ny fanajariana ny tany sy ny fampandrosoana (Vpatd), Hajo Andrianainarivelo, ny alakamisy 11 avrily...
-
Samedi 13 avril 2013 à 00:00:00
Fanaovana fifidianana mangarahara, malalaka ary marina. Izay no anisan’ny hahatongavana amin’ny foto-kevitra sy soatoavina amin’ny fanjakana tan-dalàna,...