-
Lundi 15 avril 2013 à 00:00:00
I Zakakely no voafantina eto Madagasikara ho anisan’ireo mpilalao tenisy malagasy mandrafitra ny ekipa nasionaly. Nailiny teo amin’ny famaranana ny lalao fisokajiana i Ando...
-
Lundi 15 avril 2013 à 00:00:00
Tsy nihetsika ! Tombanan’ny Banky iraisam-pirenena ho tsy niova firy ny fitomboana ara-toekarena aty Afrika, atsimon’i Sahara. Ny volana oktobra 2012, naminavina ny Banky...
-
Lundi 15 avril 2013 à 00:00:00
Niatrika fiofanana mikasika ny Teknolojian’ny informatika sy ny fifandraisana (Tics) ny teknisianina malagasy amin’ity sehatra ity. Fiofanana avo lenta nokarakarain’ny...
-
Lundi 15 avril 2013 à 00:00:00
Nimenomenona ireo zokiolona mpandray fisotroan-dronono any amin’ny Cnaps, isan-telo volana, ao amin’ny Otiv Antsenakely Antsirabe. Efa ho roa taona mahery mantsy izao no nafindra...
-
Lundi 15 avril 2013 à 00:00:00
Nisondrotra 17% ny vidin’ny ronono eo amin’ny tsena iraisam-pirenena, ny volana marsa teo. Niantraika any amin’ny vidin-tsakafo hafa anefa izany, araka ny...
-
Lundi 15 avril 2013 à 00:00:00
«Tsy "anjely" fa olo-marina azon’ny vahoaka ianteherana hampandroso an’i Madagasikara». Izay no nambaran’ny Hetsiky ny mpitondra fivavahana (Hmf),...
-
Lundi 15 avril 2013 à 00:00:00
Tapaka ny tady. Tsy miaraka amin’ny mpomba ny Filohan’ny tetezamita ny Pnj-Mazava. Tapaka, nandritra ny kongresy ny faran’ny herinandro teo, fa harotsaka ho kandidà...
-
Lundi 15 avril 2013 à 00:00:00
Ho raikitra ihany ve ny fifidianana Filoham-pirenena amin’ny 24 jolay? Misy ny mbola misalasala... "Tsy tokony hahemotra intsony ny fifidianana", hoy ny Kmf/Cnoe....
-
Lundi 15 avril 2013 à 00:00:00
*Maty tsy tra-drano ny zandary mpiana-draharaha iray, miasa eny amin’ny borigadin’i Fenoarivo, ny faran’ny herinandro lasa teo. Nisongona fiara mpitatitra olona iray izy no...
-
Lundi 15 avril 2013 à 00:00:00
Mbola miandry ireo taratasy fahazoan-dalana hitrandraka vato hatrany, ao amin’ny fokontany Ankadivory, kaominina Belanitra, distrikan’Antanifotsy, ankehitriny, ny orinasa Hola...