-
Mercredi 17 avril 2013 à 00:00:00
Leo ! « Aoka atsahatra ny famitaham-bahoaka amin’ny alalan’ny tolotra sy ny fizarana karazana fanomezana samihafa. Tsy voavidim-bola ny safidim-bahoaka. Ho avy ny...
-
Mercredi 17 avril 2013 à 00:00:00
Miseholany ny asan-jiolahy ! Notafihin-jiolahy ny tokantrano iray eny Antanety Ambohimanarina, omaly. Hatrany Betroka ihany koa. Olona maromaro no voatifitra, nisy ny maty…
...
-
Mercredi 17 avril 2013 à 00:00:00
Araka ny lalàm-pifidianana, nohamafisina nandritra ny Filankevitry ny governemanta, omaly, tamin’ny alalan’ny famoahana didim-panjakana fampiharana ny lalàna...
-
Mercredi 17 avril 2013 à 00:00:00
Anisan’ny fakana an-keriny goavana nitranga tamin’ity taona 2013 ny niseho afakomaly alina. Tale jeneralina orinasa lehibe iray, teratany frantsay, manana ny maha izy azy no...
-
Mercredi 17 avril 2013 à 00:00:00
"Tsy tokony hanemotra fifidianana ny fampihavanana" "Anisan’ny nanome vahaolana ny Ffkm izahay, mey 2012, ny amin’ny fampihavanana. Aoka izany tsy hitondra ho...
-
Mercredi 17 avril 2013 à 00:00:00
Niandrasana ny Sadc ? Nivoaka ny fonjan’Antanimora, nahazo fahafahana vonjimaika, afakomaly hariva be ny Jly Rakotonandrasana Noël. Anisan’ireo manamboninahitra nandrafitra...
-
Mercredi 17 avril 2013 à 00:00:00
Linfo.reDidier Ratsiraka bientôt de retour à MadagascarLinfo.reEt pour cause, dès jeudi, il doit « participer à la rencontre des acteurs politiques organisée par le FFKM », la fédération des...
-
Mercredi 17 avril 2013 à 00:00:00
Le ParisienUn Français kidnappé à Madagascar - Le ParisienLe ParisienL'un des malfrats s'est chargé de briser la vitre côté conducteur tandis que les trois autres, armés de...
-
Mercredi 17 avril 2013 à 00:00:00
L’amélioration de l’image de la ville d’Antananarivo qui est la capitale de Madagascar devrait être renforcée. Nombreux sont les ONG et bailleurs qui...
-
Mercredi 17 avril 2013 à 00:00:00
Lehilahy iray no maty notetezin’ny kodiaran’ny fiara Unimog iray tany Ambatonakora, ny 13 avrily lasa teo. Lany vitesse teo am-piakarana ilay fiara. Nihemotra, araka izany, ilay...