-
Mardi 23 avril 2013 à 00:00:00
Toeram-panabeazana sy fiofanana eo amin’ny lafiny ara-pambolena sy ara-piompiana (Ferme-école) ny sekoly Tombontsoa Antsirabe. Ny misionera norvezianina no nanorina azy, ny taona...
-
Mardi 23 avril 2013 à 00:00:00
Asian’ny Banky iraisam-pirenena fivoriana isan-taona ny momba ny fananan-tany sy ny fahantrana. Tamin’ity taona ity, natao tany Washington, ny 8 hatramin’ny 11 avrily teo,...
-
Mardi 23 avril 2013 à 00:00:00
Amin’izao fahataperan’ny ririnina any Eoropa sy Amerika Avaratra izao, tsy mihetsika firy manodidina ny 100 dolara ny vidin’ny solika iray barila eo amin’ny tsena...
-
Mardi 23 avril 2013 à 00:00:00
Maro ny mitsipaka ny fananganana tetezamita vaovao. Anisan’izany ny antoko maitso, manameloka ny tetezamita hafa indray...
"Ampy izay ny filalaovana ny Malagasy." Io...
-
Mardi 23 avril 2013 à 00:00:00
La Flèche. La mission des bâtisseurs de Madagascar continueOuest-FranceLeur pari de financer une maison d'enfants à Madagascar a abouti grâce à l'Association missions Jeanne-Delanoue...
-
Mardi 23 avril 2013 à 00:00:00
Andramena 1.117 no saron’ny zandary tany Antsiranana, ny herinandro ambony lasa teo. Voalaza fa kaontenera tokony hisy vato « mica » izay misy taratasy ara-dalàna no...
-
Mardi 23 avril 2013 à 00:00:00
Lasa ny volabe ! Raim-pianakaviana iray, 56 taona, no maty voatifitra. Izany no vokatry ny fanafihan-jiolahy miisa 10 nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika tao amin’ny fokontany...
-
Mardi 23 avril 2013 à 00:00:00
Tokantrano maro any amin’ny distrikan’Ambatolampy no nahita faisana tamin’ny nafitsok’ireo mpisoloky gagilahy sy gagivavy nandritra ny telo volana izao. Nilaza fa...
-
Mardi 23 avril 2013 à 00:00:00
Zava-doza ny nahazo ireo mpiady vato telo mirahalahy mianaka! Tototry ny tany tao anatin’ny lavaka 10 metatra ny halaliny ry zareo, omaly maraina. Maty tsy tra-drano izy ireo ary tsy...
-
Mardi 23 avril 2013 à 00:00:00
Tsy mitsitsy ry zareo mpitantana ny zandarimaria, fa dia any am-ponja ny zandary iray, miasa ao amin’ny Toby Ratsimandrava, tratra nanao kolikoly. 13 mirahalahy hafa nanaovana...