-
Mercredi 24 avril 2013 à 00:00:00
Minisitera roa, izay natolotry ny antoko Monima, ao anatin’ny governemantan’ny firaisam-pirenena, no nangatahin’i Monja Roindefo, hoesorina amin’ny toerany. Na tsy...
-
Mercredi 24 avril 2013 à 00:00:00
Manomboka manontany tena avokoa, ankehitriny, ireo atleta malagasy, momba ireo fotodrafitrasa maro nampanantenain’ny mpitondra fanjakana fa omena azy ireo. Nisy ny nahazo ny azy, saingy...
-
Mercredi 24 avril 2013 à 00:00:00
“Andron’ny mpanakanto” - RLI
Fanomezana sehatra ny mpanakanto sy ny zavakanto. Izay no tanjon’ny onjam-peo Rli Fm 106, amin’ny hetsika “Andron’ny...
-
Mercredi 24 avril 2013 à 00:00:00
Ny tontolon’ny hira (kalon’ny fahiny, kalon’ny omaly, kalon’Imerina) no tena nahafantarana an’i Lizah sy Raseta hatramin’izay. Ankehitriny, mirotsaka eo...
-
Mercredi 24 avril 2013 à 00:00:00
Amboara tononkalo ao anatin’ny 88 pejy no narafitr’i Avelo-Nidor ho boky iray, «Ary tamin’izany andro izany…». Ny 1 mey izao no hivoaka voalohany etsy...
-
Mercredi 24 avril 2013 à 00:00:00
Ompi-Fankalazana ny fitompoana am-pamoronana
Hankalazaina, ny zoma 26 avrily ho avy izao, ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny Fitompoana ara-pamoronana (JMPI), mifanandrify...
-
Mercredi 24 avril 2013 à 00:00:00
Nifindran’ny aretina. Nipasaka koa ny Leader Fanilo. Nanao fanambarana, omaly, ny mpitarika ny Leader-France, Philippe Rajaona, fa hanohana ny kandidà Camille Albert Vital, izy...
-
Mercredi 24 avril 2013 à 00:00:00
Niseho masoandro, omaly. Nanangana ny fikambanana Fivoy, ho fanohanana ny kandidàm-panjakana ireo mpikambana sasany ao anatin’ny antoko Avi, ahitana ny Dr Ndahimananjara Johanita...
-
Mercredi 24 avril 2013 à 00:00:00
Ny fifidianana ihany no vahaolana amin’izao krizy izao. Samy manaiky izany. Na ny olom-pirenena tsotra, na ny mpanao politika, na ny fianakaviambe iraisam-pirenena... Hatao inona indray...
-
Mercredi 24 avril 2013 à 00:00:00
Nitondra fanamarihana nandritra ny resaka nifanaovana tamin’ny mpanao gazetin’ny Ultima Média, omaly, ny mpikamban’ny CST, Sylvain Rabetsaroana, izay kandidà...