-
Vendredi 26 avril 2013 à 00:00:00
RFIMadagascar: l'ex-première dame officiellement candidate à la ...RFILalao Ravalomanana ne réside pas depuis six mois à Madagascar, comme l'exige le Code électoral, mais pour Noude,...
-
Vendredi 26 avril 2013 à 00:00:00
Hihazo ny Faritra Atsimo ny herinandro ho avy izao ny praiminisitra Beriziky Omer hanao tombana ezaka mikasika ny asan-dahalo sy hijery manokana ny fitandroana ny filaminana mandritra ny...
-
Vendredi 26 avril 2013 à 00:00:00
Nampitovy tadin-dokanga. «Manohana tanteraka ny tetiandro nofaritan’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana (Cenit) izahay… [..]
Tsy manaiky ary...
-
Vendredi 26 avril 2013 à 00:00:00
Kitra
Taorian’ny faharesena mihoa-pampana nahazo ny Fc Barcelone, ny talata lasa teo, mbola tsy afa-bela ihany koa ny ekipa faharoan’i Espaina, dia ny Real de Madrid, teo...
-
Vendredi 26 avril 2013 à 00:00:00
Ny “Rallye Total”, karakarain’ny klioba FMMSAM, no hanokatra ny taom-pilalaovana 2013, ho an’ny fanamoriana fiarakodia.
Miavaka ny fifaninanana satria naroso ny...
-
Vendredi 26 avril 2013 à 00:00:00
Ralison Albert, major anesthésiste ao amin’ny hopitaly fiterahana Befelatanana. Manaraka ny raharaham-pirenena izy ary mitondra ny heviny eto mahakasika ny fifidianana sy ny...
-
Vendredi 26 avril 2013 à 00:00:00
Hiverina ry Sivy Mahasaky. Rehefa nangina elaela, hiverina an-tsehatra indray anio alina, etsy amin’ny CGM Analakely ry Sivy Mahasaky. Tarika izay ivondronan-dry Papay, (gitara),...
-
Vendredi 26 avril 2013 à 00:00:00
Ho avy ny fifidianana. Hiasa mafy ny mpanakanto. Saingy, raha vao dila izany… « Hadinony ianao », hoy ny tononkiran’ny Olombelo Ricky. Hadinon’ireo mpanao sy...
-
Vendredi 26 avril 2013 à 00:00:00
Feo Fanantenana, antoko mpihira miorina eo anivon’ny FJKM Mandrosoa Ilafy. Tsy ho lalovam-potsiny ny 50 taona niorenany fa nomarihina nanomboka ny taona 2012.
Ho fanohizana izany...
-
Vendredi 26 avril 2013 à 00:00:00
Tsy ny lahatsoratra ao anaty gazety ihany no mahaliana ny mpamaky fa ny sary ao anatiny ihany koa. Matetika anefa no takona io lanja ananan’ny mpanao sary an-gazety sy ny sanganasany...