-
Mardi 30 avril 2013 à 00:00:00
Latsaky ny 1 % amin’ny harinkarena faobe hatramin’izay ny fiantohana eto Madagasikara. Eo ny antony ara-kolontsaina fa indrindra koa ny fahantran’ny vahoaka.
Manome...
-
Mardi 30 avril 2013 à 00:00:00
Electricité et Eaux de Madagascar : comptes 2012 pas arrêtés à ...Le RevenuLe Conseil d'Administration de Electricité et Eaux de Madagascar (EEM) n'a pu, en l'absence de publication...
-
Mardi 30 avril 2013 à 00:00:00
Natsangana ny Brigade mobile de circulation eo anivon’ny polisim-pirenena, novatsina môtô izy ireo, izay efa mahatratra 15 ny môtô azon’izy ireo...
-
Mardi 30 avril 2013 à 00:00:00
Raim-pianakaviana iray no maty nananton-tena tao an-tranony, ny asabotsy antoandro teo tany Torolava, fokontany Daresalama, kaominina renivohitr’i Nosy Be.
Araka ny...
-
Mardi 30 avril 2013 à 00:00:00
Mirongatra hatrany ny asan-jiolahy eto an-drenivohitra. Toeram-pivarotana finday an’ny Telma eny Ambohibao no nisy namaky. Nanjavona niaraka tamin’ny entana ny mpiambina....
-
Mardi 30 avril 2013 à 00:00:00
Na efa niteny aza ny minisitry ny vokatra ara-tsolika, Marcel Bernard fa tsy maintsy hampiakarina ny vidin-tsolika amin’ity fiandohan’ny volana mey ity, tsy mbola nampiharina...
-
Mardi 30 avril 2013 à 00:00:00
Tantara tsy fanadino ! 38 taona aty aoriana, tsy mbola mazava amin’ny vahoaka ny fomba niakaran-dRatsiraka Didier teo amin’ny fitondrana.
Nitsangana ny fitondrana miaramila...
-
Mardi 30 avril 2013 à 00:00:00
Valandresaka ho an’ny mpanao gazety no hankalazan’ny Fiaraha-midiniky ny mpiasa eto Madagasikara (CTM), ny fetin’ny asa, ny 1 mey izao etsy amin’ny efitrano malalaka...
-
Mardi 30 avril 2013 à 00:00:00
18 millions de dollars, telle est la somme que le Fonds de l’OPEP pour le Développement International (OFID) nous a accordée afin d’améliorer les...
-
Mardi 30 avril 2013 à 00:00:00
Nifanarahana, omaly, fa vita sonia tany Vienne, teo amin’ny tale jeneralin’ny tahirin’ny Opep ho an’ny fampandrosoana iraisam-pirenena (Ofid), Suleiman J.Al-Herbish,...