-
Lundi 06 mai 2013 à 00:00:00
Ankoatra ny eto Antananarivo, nanamarika ny faha-100 taona nahaterahan’i Dox na Razakandraina Salomon Jean Verdi, ihany koa ny tany Betafo Antsirabe, ny alakamisy...
-
Lundi 06 mai 2013 à 00:00:00
Anisan’ny mampiavaka an’i Nina’s, ilay andriambavilanitra fantatra amin’ilay hira hoe “Tsy atao forcé”, ny fanasongadinany ny zavatra...
-
Lundi 06 mai 2013 à 00:00:00
Fahombiazana ! Izay no azo ilazana ny « Seho hafa mihitsy ity », natao tetsy Antsahamanitra omaly. Seho izay nanomezam-boninahitra ny tarika Voninavoko.
Voaporofo,...
-
Lundi 06 mai 2013 à 00:00:00
Nahazo sekoly vaovao iray izay misy kilasy roa, biraon’ny talen-tsekoly ary trano fivoahana ny fokontanin’Ambalavato 401, Antsirabe I.
Nomarihin’ny talen-tsekoly ao...
-
Lundi 06 mai 2013 à 00:00:00
Maro no efa misandoka sy misoloky any amin’ny tranonkala rehetra any, ankehitriny, ary mihaavo lenta hatrany izany.
Ataon’ilay mpisandoka mihitsy izay hifankahazoana...
-
Lundi 06 mai 2013 à 00:00:00
Mbola misy 47 % be izao ny tanora any ambanivohitra tsy mahay mamaky teny sy manoratra amin’izao taonjato diavintsika izao. Olana iray lehibe sady sakana ho an’ny fampandrosoana...
-
Lundi 06 mai 2013 à 00:00:00
Notokanana ny asabotsy 4 mey teo ny masoivohon’ny Ombona tahiry ifampisamborana vola (Otiv), sampana Fanavotana, eny Imerintsiatosika.
Manana rantsana telo ny Otiv Fanavotana,...
-
Lundi 06 mai 2013 à 00:00:00
Nanao sonia fiaraha-miasa roa vaovao ny fikambanana Jeune chambre internationale (JCI) sy ny orinasa Orange Madagascar. Tonga eto amintsika rahateo ny filoha lefitra iraisam-pirenen’ny...
-
Lundi 06 mai 2013 à 00:00:00
Sambany ! Nidina mivantana teny amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka, omaly Ravalomanana Lalao, taorian’ny naneken’ny CES ny maha kandidà...
-
Lundi 06 mai 2013 à 00:00:00
Niparitaka koa ny Leader Fanilo. Nanao fanambarana, ny faran’ny herinandro teo ny birao nasionaly foibe, tarihin’ny filohany, Rakotomamonjy Jean Max fa hanohana ny kandidà...