-
Mardi 07 mai 2013 à 00:00:00
Rehefa tena zohina ny mpitarika ao anatin’ilay Vondrona 314 any Moramanga, manery sy mandrahona ny Tetikasa Ambatovy, saika anaty antoko politika ny sasany...
-
Mardi 07 mai 2013 à 00:00:00
Nihaona tamin’ny lehiben’ny faritra Boeny, Rasoloniaina Jean Christophe, ny alatsinainy 30 avrily teo, ny masoivohon’Indonezia miasa eto Madagasikara, Sem Artanto Salmoen...
-
Mardi 07 mai 2013 à 00:00:00
Nanao fanambarana tamin’ny mpanao gazety teny amin’ny hotely Colbert, Antaninarenina, ny Vovonana MDM, tarihin’ny Filoha nasionaliny, Atoa Pierrot Rajaonarivelo,...
-
Mardi 07 mai 2013 à 00:00:00
Tsy nety niasa ireo mpikamban’ny Rafitra misahana ny fanamarinana sy firaketana an-tsoratra ny filatsahan-kofidina (OVEC) teto Antananarivo, omaly. Tsy nazava tamin’izy ireo ny...
-
Mardi 07 mai 2013 à 00:00:00
Hatao ny 25 septambra ny fifidianana depiote 151 manerana ny Nosy. Nisokatra, omaly, tany amin’ireo Rafitra misahana ny fanamarinana sy firaketana an-tsoratra ny filatsahan-kofidina...
-
Mardi 07 mai 2013 à 00:00:00
"Tsy maintsy misy zavatra hifanarahana dia ho hita eo." Io no nambaran’ny kandidà Vital Camille, atolotra sy tohanan’ny fikambanana "Hiaraka isika", tao...
-
Mardi 07 mai 2013 à 00:00:00
Mbola resabe ny didim-pitsaran’ny CES momba ny firotsahan-kofidina ho filoham-pirenena. Ny an-dRavalomanana Lalao, Ratsiraka Didier, Rajoelina Andry. Didim-pitsarana politika no...
-
Mardi 07 mai 2013 à 00:00:00
Nisy trakta niely teny anivon’ny polisim-pirenena ny herinandro teo. Voalaza tao anatin’izany ny fisian’ny tsy fetezan’ny raharaham-pitantanana ao anatiny sy ny...
-
Mardi 07 mai 2013 à 00:00:00
Le président national du MDM et non moins candidat à la présidentielle Pierrot Rajaonarivelo a tenu hier à l’Hôtel Colbert à Antaninarenina...
-
Mardi 07 mai 2013 à 00:00:00
Face aux attaques contre la CES, l’ancien sénateur et président national du parti Liaraike, le CST Soja Jean André dit Kaleta, a tenu hier à proposer sa...