-
Mercredi 08 mai 2013 à 00:00:00
«Tokony hametram-pialana avy hatrany ireo kandidà mpitondra mba hisian’ny fifidianana madio sy mangarahara ary tsy mitanila amin’ny fiatrehana ny fifidianana ho avy...
-
Mercredi 08 mai 2013 à 00:00:00
Taksiborosy Sprinter avy any Toliara no notafihin-jiolahy tany Antanifotsy, 2 km miala an’Ilempona, any amin’ny Rn7, omaly tokony ho tamin’ny 4 ora maraina.
Voalaza fa...
-
Mercredi 08 mai 2013 à 00:00:00
Mbola tsy nitsangana ! Resabe hatreny an-dalana, anaty birao, anaty fiara fitateram-bahoaka… ny fiandrasana ny fitsanganana amin’ny maty ny apostoly Rijaharivelo, mpitarika ny...
-
Mercredi 08 mai 2013 à 00:00:00
Fampihorohoroana! Mitsoaka aty an-drenivohitra mihitsy ny mponina sasany avy any Mantasoa sy Manjakandriana, ankoatra ireo miafina any an-tsaha sy any an’ala, noho ny fielezan’ny...
-
Mercredi 08 mai 2013 à 00:00:00
Tsy mihevitra hanangana fitondrana miaramila ny mpitandro filaminana. Namoaka fanambarana ny teo anivon’ny Foloalindahy, afakomaly taorian’ny feo niely tato ho ato momba azy ireo....
-
Mercredi 08 mai 2013 à 00:00:00
498 pour 100 000 naissances, c’est le taux de mortalité maternelle à Madagascar, selon les dernières statistiques. Cette situation est due au faite que seulement...
-
Mercredi 08 mai 2013 à 00:00:00
"Raha tsy misy fampihavanana alohan’ny fifidianana, hiteraka krizy na korontana vaovao aorian’ny fifidianana”, hoy ny filohan’ny Malagasy miray sy mifankatia...
-
Mercredi 08 mai 2013 à 00:00:00
Nanamafy ny fanohanany ny kandidà Andrianainarivelo Hajo, atolotry ny Vondrona politika mitambatra sy ny Malagasy miara-miainga ireo birao politika sy birao nasionalin’ny antoko...
-
Mercredi 08 mai 2013 à 00:00:00
"Ekena ny fampihavanana fa tsy tokony hahemotra intsony ny fifidianana." Io no tenin’ny filohan’ny CT, Rakotoarivelo Mamy. Tamin’ny fanombohana ny fivoriana...
-
Mercredi 08 mai 2013 à 00:00:00
“Raha ny lalàna voafaritra ao amin’ny andininy faha 14 ao amin’ny sori-dalana no jerena dia tokony mametra-pialana 60 andro mialohan’ny daty fanatanterahana ny...