-
Vendredi 10 mai 2013 à 00:00:00
Lehilahy iray no maty. Io no vokatry ny lozam-piarakodia nitranga teny Ambohibao, ny alarobia maraina teo. Mpitondra môtô iray no nipitika avy eny ambony môtô raha...
-
Vendredi 10 mai 2013 à 00:00:00
Fitaovana iray ilaina betsaka amin’ny fanasitranana ny homamiadana rehetra, indrindra ny homamiadana mpahazo ny vozon’ny tranonjaza, ny « radiothérapie », araka ny...
-
Vendredi 10 mai 2013 à 00:00:00
Io indray àry ! Nambaran’ny mponina any Sambava fa mandeha indray ny famoahana andramena an-tsokosoko. Voalaza fa fahazoan-dalana mamindra toerana (autorisation de transfert) ny...
-
Vendredi 10 mai 2013 à 00:00:00
Velaran-tany midadasika dimy nampanofaina no efa nampanofain’ny fanjakana amin’ny olon-tsotra, teratany na vahiny, nanomboka ny taona 2010. 3 Ar/m2 isan-taona ny hofany.
Nanazava...
-
Vendredi 10 mai 2013 à 00:00:00
Natao tetsy amin’ny Gara Soarano, ny 8 mey teo ny « Andro fifanakalozan’ny matihanina eo amin’ny fampandrosoana ny tanàn-dehibe sy ny trano fonenana ». Nandray...
-
Vendredi 10 mai 2013 à 00:00:00
Mitohy hatrany ny fiaraha-miombon’antoka eo amin’ny orinasa Elite sy ny Orange Madagascar. Manomboka izao, tolotra mora any amin’ireo tanora mpianatra eny amin’ny...
-
Vendredi 10 mai 2013 à 00:00:00
Nalalaka sy nangarahara ny fanaovana antsapaka ny filaharan’ireo kandidà ho filoham-pirenena ao amin’ny biletà tokana sy ny tabilao.
Mijoro no antoka...
-
Vendredi 10 mai 2013 à 00:00:00
"Manolo-kevitra amin’ny alalan’ny tolo-dalàna homena ireo tomponandraikitra mahefa ny Caeed hametrahana mpitsara mpanampy ao anatin’ny CES." Io no...
-
Vendredi 10 mai 2013 à 00:00:00
Tsy mazava intsony. Nandeha ny feo fa niala an-daharana ny kandidàn’ny TGV, Razafindravahy Edgard. Raha ny vaovao azo tamin’ireo manodidina azy, tsy mbola nisy resaka ofisialy...
-
Vendredi 10 mai 2013 à 00:00:00
Ce week-end à l’Eneps à Ankatso, plus de 25 sociétés seront à l’affiche de la deuxième édition du «Show your team spirit»,...