-
Lundi 13 mai 2013 à 00:00:00
Taitra ! Gaga ireo mpaninjara solika vitsivitsy fa naheno feo izy ireo hoe hakaton'ny sampandraharaham-panjakana amin'ity sehatra ity ny toby fivarotan'izy ireo.
Efa nisy efatra no...
-
Lundi 13 mai 2013 à 00:00:00
Mihasarotra ny raharaha ifanolanan'ny sendikàn'ny mpiasa sy ny tale jeneralin'ny SMMC, (Société de manutention des marchandises conventionnelles).
Nambaran'ny...
-
Lundi 13 mai 2013 à 00:00:00
900 ! Ireo ankehitriny ny olona efa nahazo fiofanana tao amin'ny Ivotoeram-piofanana momba ny fambolena sy fiompiana (CFA) natsangan'ny Tetikasa Ambatovy ao Moramanga.
Talohan'ny taona...
-
Lundi 13 mai 2013 à 00:00:00
« Raha terena hatao ny fifidianana amin'ny 24 jolay dia tompon'andraikitra feno amin'ny tsy fanjariana ireo firenena vahiny sy ireo mpiray petsapetsa aminy ». Izay no nambaran'ny...
-
Lundi 13 mai 2013 à 00:00:00
Hiova filamatra. Hampiato ny fandraharahana Randriarimalala John (John Elite GSM) fa hanao politika. Nambarany teny Behenjy, Itaosy ny faran'ny herinandro teo fa hirotsaka depiote hanasoa ny...
-
Lundi 13 mai 2013 à 00:00:00
Raikitra ny fiziriziriana. Nangatahin'ny Sadc hisintona ny firotsahan-kofidiny ho filoham-pirenena : Ratsiraka Didier, Ravalomanana Lalao ary Rajoelina Andry Nirina.
Tsy manaiky...
-
Lundi 13 mai 2013 à 00:00:00
PressafrikMadagascar: les journalistes appellent à une réorganisation du ...PressafrikA Madagascar, le Syndicat des journalistes malgaches (SJM) lance un appel à la communauté internationale....
-
Lundi 13 mai 2013 à 00:00:00
Tapaka nandritra ny filan-kevitry ny Governemanta ny Alarobia lasa teo fa hatsaraina ny fahasalaman’ny omby eto Madagasikara. Ny alakamisy faha 16 ny volana mey ho avy izao ary, dia...
-
Lundi 13 mai 2013 à 00:00:00
Tamin’ny fankalazana ny faha 38 taonan’ny Fiangonana Kristianina Protestanta Malagasy Ankeniheny Tanjombato na FKPMV ny alakamisy 9 may teo no nakana ny fanapahan-kevitra fa...
-
Lundi 13 mai 2013 à 00:00:00
L’OMS (organisation mondiale de la santé) a mis en place en Afrique un nouveau plan d’action pour combattre la pneumonie et la diarrhée. Les gouvernements africains...