-
Jeudi 16 mai 2013 à 00:00:00
Hentitra amin’ny fanarahan-dalàna i Beriziky. “Zava-dehibe ny fanarahan-dalàna ary efa voarakitra ao anatin’ny sori-dalana sy ny lalàna hafa ny fepetra...
-
Jeudi 16 mai 2013 à 00:00:00
Sambany ! Naseho, omaly, tetsy amin’ny Carlton Anosy ny valin’ny tomban’ ezaka manokana nataon’ny birao mahaleo tena iray avy any Roma Italia, nijery ny asan’ny...
-
Jeudi 16 mai 2013 à 00:00:00
Hatao eo an-tokotanin’ny vaomieran’ny varotra, Ambatondrazaka, ny 1 jona hetsi-ka hifampiresahana mazava momba ny voamaina fotsiny mba hifantoka tsara amina vokatra vitsivitsy....
-
Jeudi 16 mai 2013 à 00:00:00
«Rehefa notiliana tany amin’ny ivotoerana centre de recherche de Nestlé, Abidjan, Côte d’Ivoire ny karazam-bary ambolentsika Malagasy, ambany be ny...
-
Jeudi 16 mai 2013 à 00:00:00
Efa mahenika ny antsasak’i Madagasikara ny andiam-balala. Nilaza ny minisitry ny fambolena, Ravatomanga Roland, fa niakatra ho 40 tapitrisa dolara no ilaina hiadiana aminy ary efa...
-
Jeudi 16 mai 2013 à 00:00:00
Fomba fiteny ny hoe samy mandeha, samy mitady. Ilazana ny samy maka ho azy io. Tsy zava-baovao izay amin’izao tetezamita izao. Mifanenjana hatrany ny mpifanandrina, matoa tsy mbola...
-
Jeudi 16 mai 2013 à 00:00:00
Lesoka lehibe ? « Tsy mba misy ny sekoly ianarana ho olom-boafidy eto amintsika”, hoy ny eo anivon’ny fikambanana Iray vatsy, nihaona tamin’ny mpanao gazety tao...
-
Jeudi 16 mai 2013 à 00:00:00
« Tsy misy mifampatoky ny mpitondra sy ireo tompon’andraikitra ka miezaka miaro tena amin’ny famoronana karazan-dalàna », hoy ny Dr Randriamiarisoa Joseph,...
-
Jeudi 16 mai 2013 à 00:00:00
Amim-pomba diplaomatika ! Na tsy nivantana aza, tsy mankasitraka ny filatsahan-kofidin-dRajoelina sy Ravalomanana Lalao ary Ratsiraka ny Vondrona eoropeanina (UE).
« Manahirana...
-
Jeudi 16 mai 2013 à 00:00:00
Le CSC sur la démission des autorités politiques : « il faut se référer à la F.d.R »
Les autorités politiques (président de la...