-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
Teto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina indray ny fitetezam-paritra arakasa nataon’ny praiminisitra lefitra miadidy ny fampandrosoana sy ny fanajariana ny tany (VPDAT),...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
Mitohy ny dingana hahazoana ny sata Fiarovana maharitra ny Tandavanala Ankeniheny-Zahamena, raha ny 30 desambra 2005 no azo ny sata fiarovana vonjimaika.
Ao anatin’izany ny...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
30 tapitrisa dolara ny fitambaran’ny fampiasam-bola hametrahana foibe famatsiana angovo maharitra 8Mw any Nosy Be hanafoanana miandalana ny angovo mandeha amin’ny...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
Le Conseil de paix et de sécurité de l’Union africaine (CPS-UA) s’est réuni hier à Addis-Abeba et la crise malgache a été au centre des...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
«Nizaka ny mafy sy ny tsy eran’ny aina ny zafinay, vokatry ny tsy fahatsapan-tenan’ny ray aman-dreniny. Tao anatin’ny fito volana izao, mahia kaozatra sy marary lava i...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
«Mbola azo trandrahana tsara ny fampandrosoana na fampivoarana ny tanàn-dehibe amin’izao fotoana izao», araka ny hevitry ny Association des professionnels de...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
Mitohy hatrany ny fanafihan-dahalo amin’ny faritra maro toy ny any Tsaratanana, Amboasary Atsimo, Beraketa Betroka, Mahabo. Tany Ambatofolaka Tsaratanana, dahalo 25 lahy nanafika...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
«Maty vokatry ny lozam-pifamoivoizana an-dalambe ny mandeha an-tongotra 270.000 isan-taona», araka ny fanambaran’ny sampandraharahan’ny Firenena mikambana momba ny...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
Tsy afa-bela teo amin’ny polisy ireto roa lahy mpanendaka, mampikolay ny mponina eny Anosibe. Tovolahy mbola tanora satria vao 21 sy 17 taona izy ireo.
Voasambotry ny...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
Tsy naharitra ! Tsy niandry ela ireo mpanao trafika andramena any Antalaha, fa vao niala tany an-toerana ireo mpitandro filaminana, niverina indray izy ireo.
Tazan’ny mponina...