-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
La nouvelle Constitution du Zimbabwe, promulguée le 22 mai 2013 par le président Robert Mugabe, introduit sur le papier davantage de démocratie et garantit la...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Olona telo mianaka no naratra sy may vokatry ny filatsahan’ny varatra teny amin’ny distrikan’Ambohidratrimo, omaly. Avy nivavaka, hamonjy fodiana izy ireo no tra-doza. Tsy...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Fianakaviana iray, monina any Ambohidanierana, ao amin’ny distrikan’i Manjakandriana, no nahita faisana vokatry ny fomba ratsin’ireo mpamaky fasana. Razana 13 no nanjavona...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Fiara taxi iray, marika Super 5, nitondra olona roa, no niharan-doza tetsy Ankorondrano, omaly. Araka ny filazan’ny vavolombelona nanatri-maso dia ny tsy fifandeferana eo amin’ny...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Nidoboka eny Antanimora ny asabotsy teo, ilay nisandoka ho ny polisy, voasambotry ny kaomisarian’ny boriborintany fahadimy Mahamasina.
Nahavita karatra ho inspektera izy, izay...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Renim-pianakaviana iray, mipetraka any amin’ny 4 km avaratry ny tanànan’Ambohitompoina, distrikan’Antanifotsy, no lasibatry ny jiolahy.
Norahonana sy...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Tsara levenana. Voalevina, omaly, any Ambohidratrimo, tanindrazany, ny nofomangatsiakan’ny pasitera Andriamanjato Richard Mahitsison. Nentina nandalo teo amin’ny lapan’ny...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Fatin’olona miisa dimy, misy ny sokajin-taona rehetra, no nangon’ny BMH sy ny mpamonjy voina omaly. Nanomboka tamin’ny fito ora maraina ny asa rehefa naharay antso avy...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
"Efa nilaza hatrany am-boalohany izahay hoe: aza fitapitahina foana ny vahoaka". Io no nambaran’ny filohan’ny Firaisam-pirenena ho an’ny fahafahana sy ny...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Tena ho tonga amin’izay i Simao. Higadona anio eny Ivato ny mpanelanelana avy amin’ny Sadc, Leonardo Simao. Anisan’ny anton-diany eto ny hijery ny dingana vita sy hanombana...