-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Mamokatra ! Toerana anisan’ny manana vokatra ara-pambolena tsara ny any amin’ny distrika Bealanana, faritra Sofia. Raha aravona, manodidina ny 40 tapitrisa taonina isan-taona ny...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Nanaitra ny maro ny filatsahan’ny orana hatrany ny alahady teo teto Antananarivo sy ny manodidina. Tany amin’ny faritra Sabotsy Namehana iny aza, nipatrapatraka ny avandra ary...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
La direction régionale de l’Education de la région Sava se réjouit d’être parmi les bénéficiaires du Programme d’appui aux services...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Nilaza ny tompon’andraikitry ny kaominina ambonivohitra Antsirabe fa hiavaka ny fankalazana ny Andron’ny rivotra madio, amin’ity taona ity.
Hotanterahina ny zoma 31 mey...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Mampanahy mafy ! Mety tsy hisy intsony ny « mangarahara ». Tsy ny fifidianana, resaka malaza amin’izao fotoana izao, no tian-kambara eto fa karazan-trondro iray mitondra io...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Roa andro sisa, hisokatra amim-pomba ofisialy ny International tourism fair Madagascar (ITM), hetsika iraisam-pirenena momba ny fizahantany.
Fotoana hampahafantarana ireo...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Any Mandritsara, faritra Sofia, ny birao faha-35-n’ny Tahirim-pirenena ho an’ny fiahiana ara-tsosialy (Cnaps). Notokanana ny zoma 25 mey teo izany fotodrafitrasa izany, izay tena...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
« Mihavitsy ny tanora, ankehitriny, no liana amin’ny zaitra peta-kofehy », hoy Rtoa Rasoarimalala Raoerason Zoe, filohan’ny kaoperativa Laza eny Ambohimalaza.
...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Banga nanomboka omaly ny toeran’ny fiadidiana ny tanànan’Antananarivo taorian’ny fametraham-pialan-dRazafindravahy Edgard, filohan’ny delegasiona manokana (PDS)...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Nazava ny fanambaran’ny Jly Camille Vital tamin’ny mpanao gazety, omaly taorian’ny fandraisan’ny Filankevitra manokana ny Fifidianana (CES) ny taratasy fametrahany...