-
Mercredi 29 mai 2013 à 00:00:00
Olona 6 tapitrisa isan-taona no maty vokatry ny sigara. Ny 600.000 amin’ireo, tsy mpifoka velively fa miharitra ny setroka avoakan’ireo mpifoka, izay mitarika amin’ny...
-
Mercredi 29 mai 2013 à 00:00:00
Manan-kery sy azo ampiasaina any amin’ny ladoany, nanomboka ny volana avrily teo, ny pasipaoron’entana na ny karne «Admission temporaire» na Ata.
Raha tsotsorina,...
-
Mercredi 29 mai 2013 à 00:00:00
Nankatoavin’ny Vaomieran’ny Ranomasimbe indianina (COI), ny 16 sy 17 mey teo tany amin’ny Nosy Maorisy, ny paikady hampitomboana ny vola ho enti-mitantana ny tany sy ny...
-
Mercredi 29 mai 2013 à 00:00:00
Tanteraka ny fanambin’ny mpikarakara ny « Foara iraisam-pirenena eto Madagasikara » (Fim), farany teo, satria afa-po ireo mpandray anjara vahiny sy Malagasy.
...
-
Mercredi 29 mai 2013 à 00:00:00
Nanatitra ny antontan-taratasy firotsahan-kofidin’i Zakahely Boniface ho depiote tao amin’ny Ovec, Mananara Avaratra, ny 25 mey lasa teo, ny vadiny. Madio ny bulletin N° 3...
-
Mercredi 29 mai 2013 à 00:00:00
Tsy fahefan’ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana (CES) ny fanemorana ny datim-pifidianana. Io no anisan’ny didy navoakan’ny CES, omaly. Manoloana ny...
-
Mercredi 29 mai 2013 à 00:00:00
Rakotry ny fantsy ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana (CES). Nohitsin’ny kandidàn’ny Les As, Voninahitsy Jean Eugène, omaly, fa ry zareo CES no mahatonga izao...
-
Mercredi 29 mai 2013 à 00:00:00
Very hasina ny Malagasy. Ankoatra ny krizy miampy krizy, nalahelo ny amin’ny fomba nanehoan-kevitra tamin’ny herinandro ny Sadc, araka ny tatitry ny filohan’ny Filankevitra...
-
Mercredi 29 mai 2013 à 00:00:00
Mbola manamafy ny fanambaran’ny Sadc, mikasika ireo kandidà telo sy ny hafa, izay voarohirohy sy nomelohin’ny fianakaviambe iraisam-pirenena, ny iraka manokan’ny...
-
Mercredi 29 mai 2013 à 00:00:00
La brigade de la gendarmerie de Bealanana, dans la région Sofia, enquête depuis hier sur une affaire de vol avorté de gasoil à la centrale thermique de la...