-
Vendredi 31 mai 2013 à 00:00:00
“Mandrakizay”. Io no anarana nampisaloran’ny Tana Gospel Choir ilay fampisehoana maimaimpoana, nentiny nanokafana ny faha-10 taonany teny amin’ny CCI IVato, ny 7...
-
Vendredi 31 mai 2013 à 00:00:00
Fikambanan’ny Mpikabary eto Madagasikara (Fimpima). Zokiny indrindra teo amin’ny tontolon’ny kabary sy ny fampivelarana izany.
Rahampitso no hosokafana any Toamasina ny...
-
Vendredi 31 mai 2013 à 00:00:00
Tafiditra ao anatin’ny andiany faha-9, ankehitriny, ny « Gasy Bulles ». Hetsika ho fampivelarana ny tontolon’ny fanaovan-tsary amin’ny ankapobeny.
Feno...
-
Vendredi 31 mai 2013 à 00:00:00
Mandra-piandry ny fahavitan’ny fanamboarana azy, hita taratra amin’ny toerana maromaro, eto an-drenivohitra, ireo karazana tolotra homen’ny American center. Voalohany...
-
Vendredi 31 mai 2013 à 00:00:00
Niroso avy hatrany tamin’ ny fiofanana ny mpiasa sy ny mpampiasa ny sampandraharahan’ny ara-pahasalamana sy ara-pahadiovana ary ara-tsosialy (SASS) ny Tahirim-pirenena momba ny...
-
Vendredi 31 mai 2013 à 00:00:00
Hisokatra anio amin’ny fomba ofisialy ny masoivoho fahasivin’ny Ostie, eny Andranomena, sampandraharaha miandraikitra ny fitsaboana ho an’ny orinasa eto...
-
Vendredi 31 mai 2013 à 00:00:00
Anisan’ny olom-pirenena tsotra, manaraka akaiky ny fivoaran’ny raharaham-pirenena ny pasitera Ratsimba Allié, mpitandrina ao amin’ny fiangonana protestanta Peniela,...
-
Vendredi 31 mai 2013 à 00:00:00
Antso avo avy hatrany. “Aoka hajaina ny lalàna velona. Tokony ho maodely isika tompon’andraikitra. Henatra ho an’ny firenena sy ny vahoaka izao miseho izao”,...
-
Vendredi 31 mai 2013 à 00:00:00
Mitsipaka tanteraka. “Fandrebirebena ny fanemorana ny fifidianana sady tsy manova ny fepetra efa napetraky ny Vondrona afrikanina izany”, hoy i François Golblatt,...
-
Vendredi 31 mai 2013 à 00:00:00
Anisan’ny fihaonana lehibe nanamarika ny fivahinian’ny Sadc teto amintsika ny niarahana amin’ireo mpitsara avy ao anatin’ny Filankevitra manokana momba ny fifidianana...