-
Lundi 03 juin 2013 à 00:00:00
Mbola mijanona eto amintsika ny amboaran’ny ekipa ho an’ny tompondakan’ny ranomasimbe Indianina UFFOI rehefa nomontsanin’ny Tana formation 4 noho 0 ny Cote d’Or...
-
Lundi 03 juin 2013 à 00:00:00
Fahombiazana ny “Premium Challenge BMOI”, taranja tenisy, izay notontosaina teny Ilafy, ny faran’ny herinandro lasa teo.
Fihaonana natokana ho an’ireo...
-
Lundi 03 juin 2013 à 00:00:00
Ravan’ny tafiodrivotra ny efitrano fianarana sivy tamin’ireo 12 tao amin’ny EPP Ambalavato, fokontanin’Ampanataovana, Antsirabe, ny volana janoary 2011. Efitrano telo...
-
Lundi 03 juin 2013 à 00:00:00
Na somary vitsy aza ny mpijery, nafana ny « Pao-tsatroka » ho an’i Noely Sakelidalana, omaly tetsy amin’ny CCEsca Antanimena satria tafaray ny tia sy ny manina !...
-
Lundi 03 juin 2013 à 00:00:00
“Namana daholo…Tiako ianareo…”. Saika tsy nahita izay teny nanehoany ny hafaliany noho ny fihaonany indray tamin’ireo mpankafy azy eto an-tanindrazana i Nono....
-
Lundi 03 juin 2013 à 00:00:00
-Le domicile d’un Français cambriolé. Trois bandits armés ont pris d’assaut le domicile de Pierre Etienne Leroy, ressortissant français marié...
-
Lundi 03 juin 2013 à 00:00:00
Vendredi 31 mai 2013 s’est tenue la célébration de la journée de l’air pur (clean air day) ayant pour thème : «Ecole et environnement,...
-
Lundi 03 juin 2013 à 00:00:00
Si cette année la famine a été évitée de justesse, le cyclone Haruna et l’invasion des criquets n’a pas épargné le Sud....
-
Lundi 03 juin 2013 à 00:00:00
Une station de recherche océanographique, d’une valeur de 300 millions d’ariary, vient d’être implantée dans le village d’Ampatsinakoho, fokontany...
-
Lundi 03 juin 2013 à 00:00:00
Natao hiaro sy hitsinjo ny fahasalaman’ny mpiasa mandritra ny fotoana iasany ny sampandraharaha misahana ny fahasalamana eny anivon’ny orinasa na « services...