-
Mercredi 05 juin 2013 à 00:00:00
Mitombo ny fiantraikan’ ny krizy eo amin’ny lafiny sosialy eto amintsika. Raha tombanana ho 1 tapitrisa latsaka kely ny isan’ny kilonga tsy miditra an-dakilasy, vokatry ny...
-
Mercredi 05 juin 2013 à 00:00:00
Mettre en place une prévoyance sociale pour tous. Tel est le défi à relever pour la Caisse nationale de la prévoyance sociale (CNaPS) durant cette...
-
Mercredi 05 juin 2013 à 00:00:00
Le syndicat des transporteurs malgache a fait savoir hier que les transporteurs sont contraints de prendre une décision si l’Etat continue de les sanctionner sur le non-paiement...
-
Mercredi 05 juin 2013 à 00:00:00
Tokony ho tonga amin’ny faran’ity volana jona ity ireo fiarabe mpitatitra olona miisa 500, hafarana any Sina. Nilaza anefa, omaly, ny Fiombonan’ny kaoperativan’ny...
-
Mercredi 05 juin 2013 à 00:00:00
Taorian’ny tolotra «conquête», nataon’ny banky BNI farany teo, tolotra homena ny mpanjifa indray ny «banque au quotidien», midika miasa...
-
Mercredi 05 juin 2013 à 00:00:00
Nanomboka omaly, araka ny efa nambaran’izy ireo, ny fitokonan’ny mpiasa eny amin’ny ivonketra. Hanomboka ny azy koa ny eny amin’ny ladoany.
Vokatr’izany,...
-
Mercredi 05 juin 2013 à 00:00:00
Tsy mahafeno ny antsasaky ny mpifidy voasoratra anarana akory, ny vehivavy. «45 % monja ny vehivavy kanefa vehivavy ny ankamaroan’ny mponina eto Madagasikara», hoy ny...
-
Mercredi 05 juin 2013 à 00:00:00
Izay vao taitra ireo parlemanteran’ny Tetezamita. Sambany nanao fanambarana iombonana ireo tsy mitovy firehana ao amin’ny CT sy ny CST, omaly, nahitana ny Tim, ny TGV, ny GMMR sy...
-
Mercredi 05 juin 2013 à 00:00:00
Hentitra ny mpomba an-dRavalo. «Handray fepetra izahay raha misy didy hafa havoakan’ny Fitsarana manokana misahana ny fifidianana (CES), ankoatra ny efa navoakany.[...]
Tsy...
-
Mercredi 05 juin 2013 à 00:00:00
Ny mpanao politika no mampikatso ny firenena. «Tsy misy vahaolana mahagaga eto fa mitaky fahalalahan-tsaina sy fahadiovam-pon’ny mpanao politika io dia miravona», hoy ny...