-
Mardi 11 juin 2013 à 00:00:00
Selon des sources bien informées, le conseiller spécial de la Transition, Norbert Lala Ratsirahonana se trouve actuellement dans la capitale française. Lors de ce voyage,...
-
Mardi 11 juin 2013 à 00:00:00
Les élections, rien que les élections pour nos dirigeants. L’éventuel report de la présidentielle ne semble pas trop affecter les parlementaires, dont les...
-
Mardi 11 juin 2013 à 00:00:00
Nairobi – Au Kenya, il y a une plaisanterie bien connue et qui résume à quel point le peuple Turkana nous est éloigné. Lorsqu’un homme Turkana se rend...
-
Mardi 11 juin 2013 à 00:00:00
20 noho 0. Io no isa naha tompondaka ny Ascut (Atsinanana) nanoloana ny Sebam tamin’ny famaranana ny fiadiana ny “Coupe de la Fédération”, taranja basikety,...
-
Mardi 11 juin 2013 à 00:00:00
Fahombiazana ny “Jeux Corporatifs”, nentina nankalazana ny faha-95 taonan’ny Caisse d’epargne de Madagascar. Fihaonana notontosaina ny asabotsy sy alahady lasa teo,...
-
Mardi 11 juin 2013 à 00:00:00
Votsotra teo am-pelatanan’ny Malagasy ny anarana maha tompondakan’i Afrika, eo amin’ny taranja tsipy kanetibe.
Nifarana teo amin’ny dingan’ny...
-
Mardi 11 juin 2013 à 00:00:00
Tsy foana akory fa nahemotra fotsiny. Nitondra fanazavana tamin’ny mpanao gazety, omaly, ny tarika Anay, mikasika ilay fampisehoana tokony ho notontosain’izy ireo tetsy...
-
Mardi 11 juin 2013 à 00:00:00
Hanomboka androany ary haharitra efarana ny fihaonamben’ny mpitondra fivavahana sy mpiandraikitra ny ara-pinoana eto amintsika.
Izany dia tanterahin’ny Church team ministries...
-
Mardi 11 juin 2013 à 00:00:00
Mpitendry piano, misongadina eo amin’ny famoronana mozika jazz, nianatra manokana nandritra ny taona maro ary mampianatra ihany koa amin’izao fotoana i Laurent Coq.
Ho eto...
-
Mardi 11 juin 2013 à 00:00:00
« Lavitra andriana » ! Feno ny fepetra amin’ny fitokana-monina ny distrikan’i Maroantsetra sy ny manodidina. Mitaraina ireo mpandraharaha ara-toekarena any an-toerana,...