-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Au risque de surprendre plus d’un détracteur et anciens compagnons de route, réfugiés derrière le pathétique postulat de mouvement du 13 mai,...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Ça bouge de nouveau du côté du FFKM. Après plus d’un mois de concertation, ce Conseil prend ses dispositions.
Les quatre chefs...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Talen-tsekoly iray no naratra voatifitry ny jiolahy miisa 14 nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika, ny alin’ny zoma lasa teo tany Vavatenina. Tao amin’ny fokontany Antevina,...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Mbola manaraka fitsaboana ary ambenana mafy ao amin’ny hopitaly HJRA ilay jiolahy voatifitry ny zandary teny Alasora, ny herinandro teo. Voatifitry ny zandary teo amin’ny ranjony...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Saika hatao inona ? Basim-borona Baikal Calibre 12 vita rosianina miisa dimy no saron’ny polisy avy ao amin’ny boriborintany fahadimy, teny Fasan’ny Karana, afakomaly....
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Mandroso, mihemotra sady mivadibadi-dela ny governemanta. Nanipy baolina indray izy ireo, omaly tamin’ny filankevitry ny governemanta, teny Mahazoarivo, [...]
ary nanolotra...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Homena ny sata manokana, araka ny nolanin’ny filankevitry ny governemanta, omaly teny Mahazoarivo, ireo filoham-pirenena sy filoham-panjakana teo aloha. « Mba hiantohana ny...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Mampiaiky volana. Tsy andrenesam-peo mihitsy ny Komity Olympika Malagasy (Com) hatramin’ny nahavitan’ny Lalao Olympika 2012 (J.O) tany Londres, Angleterre. Ny tatitra mikasika ny...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Nanomboka omaly ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila hiatrehana ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, taranja tenisy, ho an’ny sokajy U-14 lahy sy vavy, ho an’ny...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Anisan’ireo hifaninana amin’ny “Rallye Dzama Event”, any Antsirabe, ny ekipazy Le Roi Lion. Vonona izy, miaraka amin’ny fiara P.206 WRC. Hanome fahafinaretana ny...