-
Lundi 17 juin 2013 à 00:00:00
Nanomboka ny asabotsy lasa teo, any Brezila ny andiany faha-9 amin’ny fiadiana ny amboaran’ny kaonfederasiona, eo amin’ny taranja baolina kitra.
Raha ny vokatra teo...
-
Lundi 17 juin 2013 à 00:00:00
Vao teo amin’ny fihodinana voalohany dia efa nihintsana ny ekipa malagasy eo amin’ny fifaninanana “Masters 2013”, taranja tsipy kanetibe.
Fihaonana tanterahina...
-
Lundi 17 juin 2013 à 00:00:00
Tsy namokatra ny ekipa malagasy teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja tenisy, ho an’ny sokajy zandriny U-14, lahy sy vavy.
Nionona tamin’ny...
-
Lundi 17 juin 2013 à 00:00:00
Ny ekipazy nisy an’i Boom sy Berthin, avy amin’ny klioba Asacm, no nandrombaka ny fandresena teo amin’ny “Rallye Dzama Event 2013”.
Voalohany teo...
-
Lundi 17 juin 2013 à 00:00:00
Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny zoma teo, ny ivotoerana natokana ho an’ireo tanora ao Fianarantsoa, hahafahan’izy ireo mampiasa ordinatera mahazo...
-
Lundi 17 juin 2013 à 00:00:00
Nahasarika ankizy marobe ny hetsika Voantsinampy tetsy amin’ny Coliséum Analamahitsy ny asabotsy teo. Sehatra nanomezana vahana ny ankizy rehetra io hianoka betsaka ao...
-
Lundi 17 juin 2013 à 00:00:00
Fararanon-danonana ny tany Toliara ny faran’ny herinandro teo. Maro sosona ny fitokanana ary nahazo fotodrafitrasa betsaka, mahakasika indrindra ny fiainan’ny mponina ny ao...
-
Lundi 17 juin 2013 à 00:00:00
Ny asabotsy teo no nanatontosa fampisehoana an-tsehatra tetsy amin’ny CCEsca Antanimena ny Antsa an’i Kristy. Seho naharitra adiny telo izay nitondran’izy ireo ny hira...
-
Lundi 17 juin 2013 à 00:00:00
Raha iray andro ihany no nanatontosana ny andiany roa teo aloha. Nialohavan’ny asabotsy hariva izany tamin’ity.
Fotoana nizorana hetsika niavaka tamin’iny...
-
Lundi 17 juin 2013 à 00:00:00
Na tsy azo hanina, araka ny fitenin’ny sasany, aza ny lalana, voaporofo ankehitriny fa tsy misy ny fandrosoana raha ratsy ireny lalan-dran’ny toekarena ireny.
Ambara fa...