-
Mardi 18 juin 2013 à 00:00:00
«Tsena Fanoitra», hetsika ho fampiroboroboana ny sehatry ny asa tanana any Itasy. Ny 21 ka hatramin’ny 23 jona izao no hanatontosan’ny fandaharanasa Prosperer izany,...
-
Mardi 18 juin 2013 à 00:00:00
Notontosaina, ny 11-13 jona teo, tatsy La Réunion, ny fihaonambe voalohany momba ny fitiliana ny fahasalamana sy ny ady amin’ny biby mpitondra otrikaretina any amin’ireo...
-
Mardi 18 juin 2013 à 00:00:00
Fiara tonta sy efa niasa avokoa ny 85%-n’ny varotra fiarakodia eto Madagasikara. Nilaza ny mpandraharaha mpanafatra sady mpivarotra fiara, Goulam Razaali, fa ny rafitry ny fomba...
-
Mardi 18 juin 2013 à 00:00:00
Tany amin’ny distrikan’ Ambohimahasoa no nankalazan’ny faritra Matsiatra Ambony ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana (5 jona).
Nisolo tena ny...
-
Mardi 18 juin 2013 à 00:00:00
Na tsy nivantana aza, nilaza ny tale jeneralin’ny Tahirim-bolam-panjakana, Robimanana Orlando, fa misy amin’ireo mpitondra fanjakana, na izay hitondra atsy aoriana, no...
-
Mardi 18 juin 2013 à 00:00:00
Nisokatra omaly ary haharitra herinandro ny andiany faha-50 amin’ny fampirantiana iraisam-pirenena momba ny fiaramanidina sy ny habakabaka, any Bourget Frantsa. Hetsika anisan’ny...
-
Mardi 18 juin 2013 à 00:00:00
Tsy an-kitsitsy. Nasiaka amin’ireo mpiara-mitantana ny firenena ankehitriny, ny alahady teo tao amin’ny fandaharana Savaravina (RNM), ny kandidà ho filoham-pirenena,...
-
Mardi 18 juin 2013 à 00:00:00
Tonga koa ny manaraka. Na hihemotra aza ny fametrahana antontan-taratasy hofidina depiote, nanambara ny firotsahany any Ikongo ny kaomisera Razafitsiandraofa Brunel.
Anton’izany,...
-
Mardi 18 juin 2013 à 00:00:00
«Tonga eto aho hitondra fitiavana ary vonona hanangana firenena vanona. Hanao ny asa tsaratsara kokoa noho ny teo aloha aza. Raisintsika an-tanana ny hoavintsika ary mivonona isika...
-
Mardi 18 juin 2013 à 00:00:00
Manao fisandohana andraikitra ny filohan’ny CST amin’izao fotoana izao, araka ny fanazavan’ny filoha nasionalin’ny Teza sady mpikamban’ny CST, Rakotoamboa Jean...