-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
"Rehefa tonga ny fotoan’ny fampielezan-kevitra, hidina eny an-dalambe izahay. Hanao fampielezan-kevitra izahay manomboka ny 23 jona, satria izay no lalàna."
Io no...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Na tsy nisy lahateny aza, tonga maro nitsena an-dRavalomanana Lalao ny vahoakan'ny Moramanga, omaly. Nitsidika ny tao amin’ny manodidina ny tsena sy ny ao an-tampon-tanana ny tenany sy...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Mbola mitana ny datim-pifidianana 24 jolay. Nitondra ny heviny momba ny raharaham-pirenena Raharimanana Patrcik, kandidà amin’ny fifidianana filoham-pirenena. “Tokony...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
SEFAFI : rappel à l’ordre à l’endroit du PHAT et du PM
Dans un communiqué en date d’hier, le Sefafi (Sehatra fanaraha-maso ny fiainam-pirenena -...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Selon le site « réunion.la 1ere.fr », la jeune malgache de 19 ans dénommée Léonie Fortuna, a procédé à la reconstitution du...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Nisehoana korontana indray tao amin’ny Ceg annexe ao Mahanoro, omaly maraina. Nisy nametaka peta-drindrina manambara fa novana ho taranja matematika ny laza adina fizika izay...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Olona efatra indray no voasambotry ny polisy miady amin’ny zava-mahadomelina ary efa natolotra ny fitsarana, omaly. Naiditra am-ponja avy hatrany izy ireo rehefa avy nohenoin’ ny...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
An’iza ? Bolabolana andramena miisa 600 no nisy nanary an-tsokosoko tao anaty alan’Itampolo, 13 km miala an’i Fenoarivo Atsinanana, ny alatsinainy teo. Fiarabe miisa roa no...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
Anisan’ny distrika somary taraiky amin’ny fampandrosoana sosialy, ankehitriny, ny ao Antanifotsy. Vokatr’izany, miditra an-tsehatra, mitondra ny anjara birikiny ny orinasa...
-
Vendredi 21 juin 2013 à 00:00:00
La Jeune Chambre Internationale (JCI) Antananarivo rééditera cette année le concours « Best Business Plan Agribusiness» dont l’objectif est de...