-
Lundi 24 juin 2013 à 00:00:00
Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny ekipa nasionaly hiaro ny voninahi-pirenena amin’ny “Afrobasket U16 Masculins”.
Misy mpilalao malagasy iray...
-
Lundi 24 juin 2013 à 00:00:00
Nankalaza ny fetin’ny olomasina Md Joany Baptiste, mpiaro azy ny fiangonana katolika Faravohitra, omaly alahady.
Lanonana maro sosona no nankalazaina tamin’izany,...
-
Lundi 24 juin 2013 à 00:00:00
Nitokana fotodrafitrasa maromaro tany Fianarantsoa ny filohan’ny Tetezamita, Rajoelina Andry, ny faran’ny herinandro teo. Hopitaly manara-penitra fahefatra no natolotra ny vahoaka...
-
Lundi 24 juin 2013 à 00:00:00
Noraisina tao Ambohimandroso, fokontany Ampasina, kaominina Andina, distrika Ambositra, ny tobim-pahasalamana ho an’ny vahoaka any ambanivohitra. Manara-penitra ny ivotoerana, ahitana...
-
Lundi 24 juin 2013 à 00:00:00
Velon-taraina, amin’izao fotoana izao, ireo mpampianatra niandraikitra ny fifaninanana handraisana mpampianatra mpiana-draharaha ao amin’ny INFP Antananarivo, ao amin’ny...
-
Lundi 24 juin 2013 à 00:00:00
40 taona no nijoroan’ny fikambanana Zanaka am-pielezan’ny FJKM Mandrarahody Fanantenana (Zamaf), eny Anosiala (PK 25). Ho vatofehizoron’ny fankalazana, hametraka fanitarana...
-
Lundi 24 juin 2013 à 00:00:00
Araka ny efa notaterina teto, hiditra amin’ny fampiasana ny teknolojian’ny televiziona niomerika (TNT) i Madagasikara sy ny aty Afrika, raha mbola analojika...
-
Lundi 24 juin 2013 à 00:00:00
Notokanana, ny asabotsy 22 jona teo ny biraon’ny kaominina any Tsiafajavona, faritra Vakinankaratra. Tsiahivina fa potika noho ny fandalovan’ny rivodoza ity fotodrafitrasa ity no...
-
Lundi 24 juin 2013 à 00:00:00
Potiky ny andiam-balala ny 15%-n’ny voly vary eto Madagasikara. Handresy lahatra ny orinasa tsy miankina vaventy koa ny FAO handray anjara hiadiana amin’ny valala.
...
-
Lundi 24 juin 2013 à 00:00:00
Santatry ny fampihavanana ! Nampiraisin’ny Fiombonan’ny fiangonana kristianina eto Madagasikara (FFKM), ho an’Antananarivo Renivohitra tetsy amin’ny fiangonana...