-
Vendredi 28 juin 2013 à 00:00:00
Tandrevaka ! Saron’ny polisy avy ao amin’ny Boriborintany fahadimy etsy Mahamasina teny Ambohibarikely Anosibe, afakomaly ny jiolahy iray antsoiana hoe Randrianarimanana...
-
Vendredi 28 juin 2013 à 00:00:00
« Saika ireo accident-na môtô no tena nahazo vahana tamin’iny fety iny. Tsy misy azo atao anefa fa fanentanana hatrany no atao amin’ny tsirairay.[...]...
-
Vendredi 28 juin 2013 à 00:00:00
Habibiana tsy roa aman-tany ! Novonoina ary natsipy tao anaty afo ireto mpivady tany Mahambo ; mbola norasarasain’ireo mpamono olona ihany koa ny vinanton’izy ireo....
-
Vendredi 28 juin 2013 à 00:00:00
Araka ny fantatra, tokony ho tapitra, amin’ny faran’ity volana jona ity, ny fifanarahan’ny fanjakana sy ny mpandraharaha ara-tsolika, tsy hikitihana ny...
-
Vendredi 28 juin 2013 à 00:00:00
Raikitra ny savorovoro tany Mahajanga, omaly antoandro. Nifandona ny mpitarika posy sy ireo mpitondra Bajaj any an-toerana. Raikitra ny tora-bato sy toraka pilotra. Bajaj fito no indray may...
-
Vendredi 28 juin 2013 à 00:00:00
Nanome voninahitra ny fankalazana ny faha-53 taonan’ny fetin’ny fahalehovantena tao Antsirabe, faritra Vakinakaratra ny ministry ny Varotra Ramalason Olga, notronin’ireo...
-
Vendredi 28 juin 2013 à 00:00:00
Nitsidika ny faritra Vakinankaratra, ny talata 25 jona lasa teo, ny Praiminisitra lefitra misahana ny Fampandrosoana sy ny Fanajariana ny tany, Andrianainarivelo Hajo. Nanolotra ho...
-
Vendredi 28 juin 2013 à 00:00:00
Nandray anjara betsaka tamin’ny hetsika ny taona 2009 ny tafika malagasy, ka nahazoan-dRajoelina Andry ny fitondrana.
Maro ny very fahatokisana azy ireo noho izay fitsabahana...
-
Vendredi 28 juin 2013 à 00:00:00
Nanampy vahoaka tamin’ ny fiatrehana ny fetim-pirenena nanerana ny distrikan’i Mananjary, any amin’ny faritra Vativavy-Fitovinany, ny filohan’ny fikambanana...
-
Vendredi 28 juin 2013 à 00:00:00
Raha araka ny vaovao azo avy eny amin’ny mpitandro ny filaminana dia antsoina hanatona azy ireo i Jean Marc Kumba.
Ny antony dia ny hanamarinany ny tena anton-draharahany...