-
Mercredi 03 juillet 2013 à 00:00:00
“A capella”. Voafehin’ny mpanakanto malagasy tsara izy ity. Porofon’izany, maro ireo tarika mirona amin’ny fanasongadinana ny rindram-peo tsy mila zavamaneno...
-
Mercredi 03 juillet 2013 à 00:00:00
Nahazo bodofotsy avy amin’ny Consulat de Monaco ireo ankizy 200 zanaky ny fianakaviana sahirana etsy amin’ny fokontany Ambodin’Isotry omaly. «Manoloana ny hatsiaka...
-
Mercredi 03 juillet 2013 à 00:00:00
Mifarana, anio, ny fe-potoana nomen’ny oniversite any Sina handoavana ny trosan’ireo mpianatra malagasy mandranto fianarana any amin’ity firenena ity.
Manodidina ny 300...
-
Mercredi 03 juillet 2013 à 00:00:00
Izay mandresy amin’ny fihaonan’i Mozambika sy RD Congo, anio, eo amin’ny fifanintsanana isam-bondrona ho an’ny vondrona “B” no hidona amin’i...
-
Mercredi 03 juillet 2013 à 00:00:00
- Un grave incendie ravageant un entrepôt sis à Lazaina Avaradrano s’est produit hier soir. Sept fourgons pompe-tonne de la caserne des sapeurs-pompiers de...
-
Mercredi 03 juillet 2013 à 00:00:00
Mitohy ny fanafihan’ny Star ny tsenan’ny labiera. Roa andro izao, nanomboka ny fivarotana labiera Gold vaovao. 22 taona no nisian’ity labiera ity tamin’ny endriny...
-
Mercredi 03 juillet 2013 à 00:00:00
Raha 106 dolara ny vidin-tsolika, ny volana marsa teo, tafidina 97 dolara izany ny tapaky ny volana avrily ary niakatra 101 dolara indray ny volana mey teo. Izany hoe, tsy nihetsika firy ny...
-
Mercredi 03 juillet 2013 à 00:00:00
«Tsy miova ny hevitray fa tokony hatao ny hahavitan'ny fifidianana ato anatin'ny fotoana fohy ka ireo kandidà 41 ireo ihany no isafidianan'ny vahoaka. Hatao mangarahara izany...
-
Mercredi 03 juillet 2013 à 00:00:00
Andro vitsy sisa ! Taorian'ny fanadiovana teny amin'ny Filankevitra ambonin'ny tetezamita (CST), hiroso amin'ny fanesorana ireo mpikambana eo anivon'ny Kongresin'ny tetezamita koa izao...
-
Mercredi 03 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy nihambahamba ! “Ny tsy fampiharana ny lalàna no antony lehibe mampikatso ny raharaham-pirenena, amin'izao fotoana izao ary tompon'antoka amin'izany ny Fitsarana manokana...