-
Samedi 06 juillet 2013 à 00:00:00
Ankizy miisa 200, vao teraka ka hatramin’ny dimy taona, monina ao amin’ny fokontany Besarety, no notoloran’ny kaonsilin’i Monaco eto amintsika bodofotsy, omaly...
-
Samedi 06 juillet 2013 à 00:00:00
Olona 16 (14-60 taona) no tratran’ny polisy monisipaly nanao maloto (nivalandrano) teny ankalamanjana amin’ny toerana tsy voatokana ho amin’ izany, omaly nanomboka...
-
Samedi 06 juillet 2013 à 00:00:00
Misy fiantraikany amin’ny lafiny toekarena sy sosialy ny fiovaovan’ny toetr’andro eto amintsika. Efa hita taratra izany amin’ny tranga maromaro niseho, toy ny tanjaky...
-
Samedi 06 juillet 2013 à 00:00:00
70 taona ny mpiadina zokiny indrindra ary 12 taona ny zandriny indrindra ho an’ny fanadinana bakalorea 2013. Mihatanora hatrany ny taonan’ny zandriny indrindra.
63.865 ny...
-
Samedi 06 juillet 2013 à 00:00:00
Nankatoavin’ny filakevitry ny governemanta, ny 18 jona teo, ny fampisondrotana 8% ny karaman’ny tsy miankina. Nambaran’ny tale jeneralin’ny asa sy ny lalàna...
-
Samedi 06 juillet 2013 à 00:00:00
Manohy ny fanatsarana ny orinasa Star ao anatin’izao fotoana mamparefo ny toekarena sy maha ambany ny fahefa-mividin’ny mpanjifa izao.
Noporofoina izany ny 4 jolay tao...
-
Samedi 06 juillet 2013 à 00:00:00
Any Antalaha ny masoivoho Microcred faha-22, nisokatra nanomboka ny 30 mey farany teo. Ity ihany koa no masoivoho fahenina vaovao tamin’ity taona 2013 ity, taorian’ny any...
-
Samedi 06 juillet 2013 à 00:00:00
Fototry ny savorovoro eto amintsika ny fandrosoana mitanila sy ny tsy fetezan-drafitra. Nomarihin’ny mpikamban’ny CT, Razanakoto Norbert, omaly teny Tsimbazaza, fa anisan’ny...
-
Samedi 06 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy araka ny nanampoizana azy. Tsy maintsy hiatrika fivoriana ara-potoana faharoa ireo parlemantan’ny tetezamita. Nisongadina tamin’ireo lahateny famaranam-pivoriana teny...
-
Samedi 06 juillet 2013 à 00:00:00
Nirefotra ny lahateny famaranana tao Tsimbazaza. Niitatra ny tetezamita ary toa tsy nisy zava-bita. Notsiahivin’ny filohan’ny Kongresin’ny Tetezamita, Rakotoarivelo Mamy fa...