-
Lundi 08 juillet 2013 à 00:00:00
Nanamafy ny fitakiana ny tena fahalalahana sy fahaleovantena indray ny filohan’ny Tetezamita, Rajoelina Andry, nandritra ny lahateniny tany Mahajanga. Nivantana tamin’ny Vondrona...
-
Lundi 08 juillet 2013 à 00:00:00
Ifandroritana indray ny filaharan’ireo ambaratongam-pifidianana amin’izao fanemorana azy izao. Miverina ho adihevitra indray ny fametrahana ho laharam-pahamehana ny fifidianana...
-
Lundi 08 juillet 2013 à 00:00:00
Zaza lahikely miisa 500 no natao didim-poitra faobe tao amin’ny hopitaly manara-penitra izay vao notokanana ny Sabotsy teo tao Mahajanga, niaraka tamin’izay dia nisy ihany koa ny...
-
Lundi 08 juillet 2013 à 00:00:00
Avy amin’ny mpitondra no mampisy na tsia ny fahalalahan’ny isam-batan’olona ao amin’ny firenena iray. Aty Afrika dia mbola vitsy ny firenena misy izany tena...
-
Lundi 08 juillet 2013 à 00:00:00
Tafaroboka tanteraka amin’ny «sakafo atakalo asa» ampanaovin’ny fitondrana tetezamita toy ny faritra maro ihany koa ny any Matsiatra-Ambony amin’izao fotoana...
-
Lundi 08 juillet 2013 à 00:00:00
Miezaky ny hanala ahiahy ny mpandraharaha eo amin’ny sehatry ny fitaterana hatrany ny ministera mpiahy taorian’ny nanapahany hevitra handray an-tànana mivantana ny...
-
Lundi 08 juillet 2013 à 00:00:00
Mihatery hatrany ny toerana ao amin’ny boriboprintany faha-6 eto an-drenivohitra ary tsy mifanaraka amin’ny fitombon’ny mponina intsony.
Betsaka tanora anefa...
-
Lundi 08 juillet 2013 à 00:00:00
Les transporteurs n’ont pas caché leurs inquiétudes sur le changement de procédure sur la délivrance des licences effectué récemment par le...
-
Lundi 08 juillet 2013 à 00:00:00
Hanangana firaisankina hoenti-mioitra amin’ny asa fampandrosoana ny faritra rehetra amin’ny tapany avaratry ny nosy ka ny faritany telo teo aloha, Antsiranana, Toamasina ary...
-
Lundi 08 juillet 2013 à 00:00:00
Nahazo lapan’ny tanàna vaovao nohon’ny famatsiam-bolan’ny Primatiora lefitra ny kaomina ambanivohitra Ambatomainty, any amin’ny faritr’i...