-
Mardi 09 juillet 2013 à 00:00:00
Mba hahazoana antoka ny CES, tsy maintsy atao ny fanovana io andrimpanjaka io. Izay no anisan’ny fanapahan-kevitra, tamin’ny fampihaonan’ny CSC misahana ny fanaraha-maso ny...
-
Mardi 09 juillet 2013 à 00:00:00
Malala est cette courageuse militante pakistanaise des droits des filles à l’éducation qui a été blessée par balle par des extrémistes, qui...
-
Mardi 09 juillet 2013 à 00:00:00
Tonga teto amin’ny foiben’ny gazety Taratra ny tovovavy iray antsoina hoe Michella Francia, omaly, izay milaza fa nilaozan’ny vadiny atao hoe Ratsimandresy Mickaël....
-
Mardi 09 juillet 2013 à 00:00:00
Olona efatra no hanaovana fanadihadiana eny anivon’ny mitandro filaminana ankehitriny, vokatry ny fanaovana herisetra mpivarotena iray, ny asabotsy alina lasa teo. Araka ny...
-
Mardi 09 juillet 2013 à 00:00:00
Mirongatra ny asan-jiolahy eny amin’ny lalam-pirenena. Tranga roa no indray niseho afakomaly teny amin’ny Rn 7 (Ambositra sy Sakaraha). Olona iray maty voatifitra, mpandeha 14...
-
Mardi 09 juillet 2013 à 00:00:00
Fantatra fa tafakatra efatra ny olona maty voahosin’ilay fiara 4x4 nentina karana iray tany Morondava, ny alahady maraina teo. Niteraka savorovoro tany Morondava ity loza ity.
Nisy...
-
Mardi 09 juillet 2013 à 00:00:00
Nanoratra ho an’ny filoha Rajoelina, ny 29 jona teo, mialoha ny dinika nokarakarain’ny Fiombonan’ny fiangonana kristianina eto Madagasikara (FFKM), ny lehiben’ny...
-
Mardi 09 juillet 2013 à 00:00:00
Nampaka-peo tao amin’ny Motel Anosy, omaly, ny lehiben’ny faritra navoaka avy tao anaty fiaramanidina, saika ho any Sina ny zoma hariva teo.
Anisan’ireo ny kolonely...
-
Mardi 09 juillet 2013 à 00:00:00
Dernièrement, les problèmes de rentrées de recettes pour l’Etat ont régulièrement fait la une des journaux. Le ralentissement de la rentrée des...
-
Mardi 09 juillet 2013 à 00:00:00
Vita, omaly, ny fivorian’ny komity mpanaramaso ny fampiharana ny tondrozotra (CSC) sy ny mpanao sonia ny tondrozotra ary ireo antoko politika, teny amin’ny hotely...