-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Io koa àry ! Voasambotry ny zandary, afakomaly tao Fianarantsoa, ny Kolonely iray sy ramatoa tompon’ny trano fandraisam-bahiny iray any an-toerana miampy olona dimy hafa izay...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Mbola mihantona, hatramin’izao ny famoahan’ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany ireo fahazoan-dalana isan-karazany mifandraika amin’ny fitrandrahana...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Nitohy hatramin’ny omaly alakamisy tolakandro ny fitokonan’ireo taxi-be ampolony maro ao Antsirabe nanodidina ny lapan’ny Tanana.
Ny antony, araka ny...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy kely lalana ny ratsy! Rehefa tsy any am-baravarana, na mandoaka rindrina ny jiolahy, dia any an-tafon-trano indray izy ireo no miditra mandritra ny fanafihana.
Na izany aza, tsy...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Tonga tao amin’ny polisy ekonomika ao Ambohidahy, afakomaly, ny talen’ny famoahana ny vondrona Ultima Média, Ramarosaona Franck, araka ny fiantsoana azy. Raha ny...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Orange a lancé hier « Orange Money Transfert International », un service de transfert d’argent international, simple, rapide et à un prix compétitif....
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Actuellement, la recherche d’emploi ou même de stage en entreprise est de plus en plus difficile notamment depuis quelques années.
Afin que les étudiants...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
"Tapi-dalan-kaleha ny tondrozotra najadon’ny fianakaviambe iraisam-pirenena sy ireo mpanao politika mpiray petsapetsa aminy." Io no fanambaran’ny Otrikafo sy ireo...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
"Ny tondrozotra no nentin’ny fianakaviambe iraisam-pirenena hivoahana amin’ny krizy. Nefa, miharihary fa mikatso izany: be ny zavatra tsy tanteraka, ary misy zavatra tsy...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy nitsitsy mihitsy ! « Ahina hitera-doza io fampihavanana hataon’ny FFKM io… Tsy tokony hahamaika izany. Azo atao amin’ny fotoana rehetra sady tsy vita indray...