-
Mercredi 17 juillet 2013 à 00:00:00
Diso tafahoatra ny fitomboan’ny fampiasana môtô eto amintsika. Nisondrotra nanaraka izany koa ny trangana lozam-pifamoivoizana ateraky ny fitondrana io fitaovana mora...
-
Mercredi 17 juillet 2013 à 00:00:00
Vaky barara mihitsy sisa ny mpitantana federasiona ao amin’ny wushu Madagascar nohon’ny afitsoky ny ministeran’ny fanatanjahantena.
Handray ny fiadiana ny ho...
-
Mercredi 17 juillet 2013 à 00:00:00
Le centre d’immatriculation d’Antananarivo vient de lancer hier une nouvelle série d’immatriculation portant le sigle TBB. Depuis l’année...
-
Mercredi 17 juillet 2013 à 00:00:00
Manjavozavo hatreto ny momba ny tetiandrom-pifidianana sy izay fifidianana hatao.
Samy mandroso ny hetahetany na ny mpanao politika na ny olom-pirenena tsotra, noho izany.
Tsy dia misy...
-
Mercredi 17 juillet 2013 à 00:00:00
Ny faran’ny volana septambra no vinavinan’ny CENIT hanatanterahana ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana filoham-pirenena. «Vitantsika ny fifidianana...
-
Mercredi 17 juillet 2013 à 00:00:00
Notsofin’ireo ray aman-dreny tao Ambositra rano ho tafita amin’ny ezaka kasainy hitondrana ny firenena ny kandidà Hajo Andrianainarivelo nandritry ny fandalovany tany...
-
Mercredi 17 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy maintsy miroso amin’ny fanovana ny firafitry ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana (Ces) ny fanjakana tetezamita. Nandritry ny filankevitry ny governemanta omaly teny...
-
Mercredi 17 juillet 2013 à 00:00:00
Isan’ny fepetra napetraky ny Gic-Madagascar (Gic-M) ny tokony hisintonan-dRajoelina Andry ny taratasy filatsahan-kofidiany mialohan’ny hamoahan’izy ireo ny vola hamatsiana...
-
Mercredi 17 juillet 2013 à 00:00:00
Notes sur l'écoute des Radios et Focus presse Madagascar du 16 ...Le Club de MediapartA partir d'un article publié dans la revue Jeune Afrique, un animateur ironise sur les interventions...
-
Mercredi 17 juillet 2013 à 00:00:00
Toute ressemblance avec des personnages ou des faits existants ou ayant existé ne peut être que fortuite et le fruit du hasard.