-
Lundi 22 juillet 2013 à 00:00:00
Après la tournée à Fianarantsoa et à Ambatondrazaka, la délégation conduite par le président d’honneur de la fédération du...
-
Lundi 22 juillet 2013 à 00:00:00
Hentitra ny Jly Ravalomanana, kaomandin’ny zandarimariam-pirenena, tany Moramanga, ny zoma teo, nandritra ny famoahana andiana mpiofana, nampitandrina ireo zandary mikasa hanao...
-
Lundi 22 juillet 2013 à 00:00:00
Orinasa iray no notafihin-jiolahy teny Ankorondrano, ny zoma hifoha asabotsy teo tokony ho tamin’ny 2 ora maraina. Tazan’ny mpiambina ny fahatongavan’izy ireo ka niantso ny...
-
Lundi 22 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy mankasitraka tanteraka ny fanohintohinana ny haino aman-jery manao ny asany sy ara-dalàna. Hentitra ny filoha lefitry ny Kongresin’ny tetezamita (CT), Andriantsizehena Benja...
-
Lundi 22 juillet 2013 à 00:00:00
Nivory manokana mikasika ny fiomanan’ny mpanohana ny fehikevitry ny Ffkm hidina an-dalambe, izay tetika heveriny hamerenana ny fanaovana fitaovana ny hery avy amin’ny faritra iva...
-
Lundi 22 juillet 2013 à 00:00:00
L’assemblée générale du syndicat des enseignants-chercheurs (Seces) de l’université publique qui s’est tenue vendredi dernier, n’a pas...
-
Lundi 22 juillet 2013 à 00:00:00
«Ny fihaonana an-tampon’ny efa-tonta, iarahana amin’ny Fiombonan’ny fiangonana kirstianina eto Madagaiskara (FFKM) ihany no vahaolana ivoahana amin’ny krizy....
-
Lundi 22 juillet 2013 à 00:00:00
"Ny zavatra ho hita: tsy maintsy ahitsy ny tondrozotra. Tsy mety tanteraka ny tondrozotra: ny And. 20 momba ny fiverenan’ny sesitany politika an-tanindrazana", hoy ny...
-
Lundi 22 juillet 2013 à 00:00:00
Mitohy ny fidinana ifotony ataon-dRavalomanana Lalao. Niaraka nanao asa soa fitiliana ny fahasalamana sy fitsaboana maimaimpoana ary didim-poitra faobe tao Arivonimamo, tamin’ny...
-
Lundi 22 juillet 2013 à 00:00:00
Afa-pahasahiranana amin’ny fifamezivezena indray ny mponina amin’ny fokontany Ampefiloha-Ambodirano sy ny manodidina, nanomboka ny faran’ny herinandro...