-
Mardi 23 juillet 2013 à 00:00:00
219. Ireo no isan’ny mpianatra, nahavita ny taona fahatelo tamin’ity taom-pianarana 2012-2013, nahazo diplaoma “licence professionnelle”.
Ny asabotsy lasa teo no...
-
Mardi 23 juillet 2013 à 00:00:00
Nanatontosa ny fankalazana ny faha-20 taona tamin’iny taom-pianarana iny, ny sekoly L’Hirondelle etsy Anatihazo Isotry. Ny taom-pianarana 2012-2013 rehetra no ivon’ny...
-
Mardi 23 juillet 2013 à 00:00:00
Tour de France
Ilay britanika, Chris Froome, mpihazakazaka avy amin’ny klioba Sky, no nibata ny fandresena tamin’ny fihodidinana an’i Frantsa, eo amin’ny hazakazaka...
-
Mardi 23 juillet 2013 à 00:00:00
Na mbola maro aza ny ankizy ao anatin’ny fanomanana ny fanadinana, nisy ihany ireo niatrika ny dingana voalohany tamin’ny «Tournoi Fedsat», nokarakarain’ny...
-
Mardi 23 juillet 2013 à 00:00:00
Niditra tamin’ny andro fahatelo, omaly, ny fifanintsanana eo amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, sokajy U20 zazalahy sy N1B vehivavy. Mampiseho...
-
Mardi 23 juillet 2013 à 00:00:00
Fampitandremana farany ! Niantso ireo kandidà telo mba hiala ny fivoriana faha-385 nataon’ny Filankevi-pilaminana sy ny fandriampahalemana (CPS), natao tany Addis – Abeba...
-
Mardi 23 juillet 2013 à 00:00:00
"Tsy mila mpitondra tsy voafidim-bahoaka izahay" - "Avotra ho an’ny firenena miaraka amin’ny vahoaka" - "Maty reraka ny vahoaka, miala ny mpitondra...
-
Mardi 23 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy nitsitsy ny “Mafana” ary manana fijery hafa hatrany.
“Ho anareo mandrahondrahona ireo, ampiakaro any amin’ny Filankevi-pilaminan’ny Firenena mikambana...
-
Mardi 23 juillet 2013 à 00:00:00
Une assemblée générale extraordinaire des membres dirigeants du parti Leader fanilo Vakinakaratra s’est tenue au collège luthérien Farimbona...
-
Mardi 23 juillet 2013 à 00:00:00
Tract circulant à Madagascar qui met en évidence le malaise de l ...Le Club de MediapartNous, les Jeunes Officiers de Madagascar, croyons que l'Armée demeure l'élément central de...