-
Jeudi 25 juillet 2013 à 00:00:00
Nitso-drano ireo mpanala fanadinana BEPC sahady ny minisitry ny fanabeazam-pirenena, Manoro Régis, omaly tetsy Anosy. Nankasitraka ireo mpampianatra sy mpisehatra rehetra ihany koa ny...
-
Jeudi 25 juillet 2013 à 00:00:00
Nitondra fanazavana, omaly, ny minisitry ny Jono, Manoriky Sylvain, momba ny fampiasam-bola ao amin’ny minisitera, taorian’ireny raharaha nahavoasaringotra ny sekretera jeneraly...
-
Jeudi 25 juillet 2013 à 00:00:00
Notokanana, omaly, teo amin’ny Cenam ny foibe fanofanana ho an’ny asa tanana atokana ho an’ny vehivavy sahirana ara-pivelomana. Tetikasa fiaraha-miasa eo amin’ny...
-
Jeudi 25 juillet 2013 à 00:00:00
Iray amin’ireo vokatra mampalaza ny faritra Vakinankaratra, ankoatra ny legioma sy ny voankazo isan-karazany, ny paoma.
Nisy fanadihadiana nataon’ny MAD Sarl avy any...
-
Jeudi 25 juillet 2013 à 00:00:00
Nolanin’ny filankevitry ny minisitra, omaly teny Iavoloha, ilay volavolan-dalàna momba ny fanavaozana ny Fitsarana manokana misahana ny fifidianana (CES).
Hiantsoana avy...
-
Jeudi 25 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy hipetra-potsiny intsony. Hitondra ny famahana ny krizy any amin’ny filankevi-pilaminan’ny Firenena mikambana (ONU) ny eo anivon’ny ankolafy Ravalomanana, manoloana ny...
-
Jeudi 25 juillet 2013 à 00:00:00
Mikatso ny firosoana amin’ ny fifidianana. Tsy afa-mametraka fanjakana tan-dalàna intsony ny tetezamita. Mipoitra etsy sy eroa ny endri-panoherana isan-karazany, ankoatra ny tsy...
-
Jeudi 25 juillet 2013 à 00:00:00
Inona na ahoana ihany ny vahaolana hirosoana amin’ny fifidianana ? Misy mihevitra fa lalana amin’izany ny fampihavanana hataon’ny FFKM.
Maneho ny fijeriny ny...
-
Jeudi 25 juillet 2013 à 00:00:00
Notanana vonjimaika eny amin’ny fonjan’Antanimora, omaly, ny kandidà Razafiarison Laza sy ireo mpiara-dia aminy.
Henjana ny fiarovana azy ireo sy ny fitandroana ny...
-
Jeudi 25 juillet 2013 à 00:00:00
Voantso tao amin’ny biraon’ny polisy misahana ny heloka bevava tao Anosy, omaly, ny filoha mpanorina ny vondrom-pikambanana «Hafari Malagasy», Rafanomezantsoa Jean...