-
Vendredi 26 juillet 2013 à 00:00:00
Redd Syga, mpanakanto malagasy mipetraka any ivelany. Mandalo eto an-tanindrazana izy ankehitriny. Rahampitso manomboka amin’ny 9 ora alina no hanolorany fampisehoana manokana ho...
-
Vendredi 26 juillet 2013 à 00:00:00
Vita tsara, ary efa notokanana iny ny Tranompokonolona etsy Analakely. Natao hisokatra ho an’ny seha-kanto rehetra ny toerana, araka ny nanaovana azy hatramin’ny voalohany, fa tsy...
-
Vendredi 26 juillet 2013 à 00:00:00
Hiran’i Bodo amin’ny rindra vaovao. Ny marina kokoa, amin’ny rindra “acoustique” no namerenan’i Bodo ireo hira 10 nofantenana manokana handrafitra ilay...
-
Vendredi 26 juillet 2013 à 00:00:00
Alliance Française Antananarivo (AFT). Toerana iriariavan’ny mpanakanto sy ny talenta marolafy. Hosodoko, hira, saripika, teatra, sns, samy nomen’ity foibe ity sehatra...
-
Vendredi 26 juillet 2013 à 00:00:00
Andro maneran-tany hiadiana amin’ny aretina hépatite, anio. Efa nametraka ny tetikasa Hepmada ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ny taona 2011. Tanjona ny hitiliana ny...
-
Vendredi 26 juillet 2013 à 00:00:00
Nisongadina ny alarobia teo nandritra ny fampahafantarana ny tetikasa Fanatsaràna ny fari-piainan’ny mponina an-drenivohitra amin’ny Fandrindràna ny fidiovana sy ny...
-
Vendredi 26 juillet 2013 à 00:00:00
Efa niverina amin’ny laoniny ihany ny fitaterana olona, omaly teny Sabotsy Namehana, na mbola nandrangaranga sora-baventy aza ireo mpitatitra.
“Tsy maintsy atao ny...
-
Vendredi 26 juillet 2013 à 00:00:00
Korontana. Izay no azo ilazana ny fiafaran’ny lalaon’ny Asa (Analamanga) sy ny La Renaissance (Atsinanana) teo amin’ny fifanintsanana amin’ny fiadiana ny...
-
Vendredi 26 juillet 2013 à 00:00:00
Noravan’ny tovovavy alemà ny nofinofin’ny Soedoà, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa «Euro 2013», taranja baolina...
-
Vendredi 26 juillet 2013 à 00:00:00
Mitohy ihany ny fanadihadiana ataon’ny Extractive Industries Transparency Initiave (Eiti), na mbola naato tsy ao anatin’io aza i Madagasikara izao.
Nohamafisin’ity...