-
Samedi 27 juillet 2013 à 00:00:00
« Nihena ny fotoana lany sady lasa madio avokoa ny kojakoja sy ny fitaovana ao an-tokantrano… Mazoto mantsaka eo amin’ny paompy koa ny olon-dehibe, raha ny ankizy hatrany...
-
Samedi 27 juillet 2013 à 00:00:00
Hatramin’ny nivoahan’ny tatitra farany, ny volana jona teo, momba ny fanondranana olona an-tsokosoko nataon’ny departemanta amerikanina eto Madagasikara, nahatratra 70 ny...
-
Samedi 27 juillet 2013 à 00:00:00
Loza mitatao amin’ny zaza malagasy ny fivarotantenan’ny ankizy sy ny fizahantany mamoafady andraisan’ny ankizy anjara eto Madagasikara.
« Mila fandraisana...
-
Samedi 27 juillet 2013 à 00:00:00
Raha misy angamba ny tarika mandeha be indray amin’izao fotoana izao, anisan’ireo mitana ny lohalaharana i Barinjaka. Volana vitsivitsy nialoha izao anefa, mbola ankavitsiana no...
-
Samedi 27 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy nisy kabary... Taorian’ny fanokafana ofisialy, notarihin’ny filohan’ny kongresin’ny Tetezamita (CT), Rakotoarivelo Mamy, ny fivoriana tsy ara-potoan’ny CT,...
-
Samedi 27 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy afa-mihetsika. Naverina notanana vonjimaika eny Antanimora ny kandidà Razafiarison Laza sy ireo fito lahy mpiambina azy. Tsy neken’ny fitsarana ny fangatahana fahafahana...
-
Samedi 27 juillet 2013 à 00:00:00
Mitohy ny fitsidihana sy fiaraha-mivavaka. Nanatrika ny fotoam-bavaka nokarakarain'ny FJKM; synodam-parintany Antananarivo Atsinanana, ho an’ny faritra Faravohitra, Ravalomanana Lalao,...
-
Samedi 27 juillet 2013 à 00:00:00
Nitondra ny heviny momba ny “Raharaha Razafiarison Laza”. “Mahamenatra ny toy ireny, ary hita fa very tanteraka ny fihavanana malagasy.[...]
Samy Malagasy isika ka tsy...
-
Samedi 27 juillet 2013 à 00:00:00
Hivaha ihany ve izao krizy izao? Mihafadiranovana hatrany ny vahoaka… « Aoka izay ny filalaovana ny Malagasy 22 tapitrisa », hoy ny Voifiraisana.
«Aoka izay ny...
-
Samedi 27 juillet 2013 à 00:00:00
Mbola any an-kibon’ny omby ! Mbola hisy ihany anefa ny fampihaonana izay ataon’ny FFKM azy efa-dahy, ny filohan’ny tetezamita sy ireo filoha teo aloha, saingy mbola tsy...