-
Lundi 29 juillet 2013 à 00:00:00
Tontosa, omaly alahady, teny amin’ny kianja COT Ilafy ny fiadiana ny amboaran’ny Fedsat, eo amin’ny taranja tenisy. Lalao natokana, ho an’ny sokajy...
-
Lundi 29 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy mbola miova fa i Kenworth, mpanamory avy amin’ny Team SO6 Motorsport, hatrany no mitarika eo amin’ny fifaninanam-pirenena, eo amin’ny Rallye Virtuel, izay...
-
Lundi 29 juillet 2013 à 00:00:00
Mitohy hatrany ny fanomanantenan’ny Makis zandriny «Junior», izay manomana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (CAN 2013), sokajy 1A.
Resin’ny...
-
Lundi 29 juillet 2013 à 00:00:00
Hatramin’ny asabotsy hariva teo, mbola nikofoka nanao famerenana faobe ireo mpianatra hanala ny fanadinana BEPC. Ireo taranja matematika sy fizika no tena mbola nampatahotra azy ireo...
-
Lundi 29 juillet 2013 à 00:00:00
Notokanana ny asabotsy teo ny sekoly vaovaon’ny FJKM Soamanandrariny Miaradia. Ahitana efitrano 12 ny fotodrafitrasa izay misy efitrano goavana fandraisana fivoriana sy...
-
Lundi 29 juillet 2013 à 00:00:00
Hatry ny omaly, efa tomombana ny fikarakarana ny lafiny teknika amin’ireo foibem-panadinana BEPC eto Antananarivo. Nisomebiseby ny mpianatra, niaraka tamin’ny ray aman-dreny...
-
Lundi 29 juillet 2013 à 00:00:00
«Vô-klôsy” satria “mi-klôsy” daholo ny zava-misy eto amin’ny firenena”. Tena io fanazavana io tokoa no nentin’ny Etsetra Etsetra...
-
Lundi 29 juillet 2013 à 00:00:00
« Olona feno fahasahiana sy nanana vina izy », hoy ny filohan’ny sokajy haikanto sy hailaza ao amin’ny Akademia Malagasy, Ramatoa Ratsimandrava...
-
Lundi 29 juillet 2013 à 00:00:00
Razafimamonjy Patrick (Pathy) fantatra eo amin’ny tontolon’ny hira amin’ny solonanarana Redd Syga. Mpanakanto teratany malagasy monina any Frantsa.
Ny asabotsy alina...
-
Lundi 29 juillet 2013 à 00:00:00
Ny 1 jona 2013 no narehitra teo anoloan’ny banja malalaky ny lapan’ny Tanàna Toamasina ny fanilo faha-50 taonan’ny fikambanan’ny mpikabary eto Madagasikara...