-
Lundi 05 aout 2013 à 00:00:00
La Commission électorale nationale indépendante pour la Transition (Cenit) tiendra une assemblée générale demain.
Après le passage des...
-
Lundi 05 aout 2013 à 00:00:00
Mialoha ny hiatrehany ny «Jeux de la Francophonie», tanterahina any Nice, Frantsa ny 7 – 15 septambra ho avy izao, nosedraina tetsy amin’ny kianja mitafon’ny ANS...
-
Lundi 05 aout 2013 à 00:00:00
Rava maina indray ny fifidianana izay ho filohan’ny seksiona Antananarivo Renivohitra, izay nokasain’ny federasiona malagasin’ny atletisma, natao ny asabotsy lasa teo....
-
Lundi 05 aout 2013 à 00:00:00
Ny VBCD na ny Volley-ball Club Diamant no voahosotra ho tompondakan’Analamanga eo amin’ny taranja volley, sokajy diviziona voalohany. Tsy vitan’izay fa nanao pao-droa...
-
Lundi 05 aout 2013 à 00:00:00
“Ny kolontsaina Malagasy sy ny fampandrosoana maharitra”. Hiompana amin'izay ny lohahevitry ny fifaninanana sombin-tantara karakarain'ny minisiteran'ny Kolontsaina sy ny vakoka...
-
Lundi 05 aout 2013 à 00:00:00
Hifarana ao Mahajanga ny fampirantiana mitety vohitra mitondra ny lohahevitra hoe «Madagascar en transition énergétique», rehefa avy any Antsirabe, Toliara, Sambava...
-
Lundi 05 aout 2013 à 00:00:00
Tontosaina, ao amin'ny foibe Valbio any Ranomafana nanomboka omaly hatramin'ny 9 aogositra izao, ny kondresy iraisam-pirenen'ireo manampahaizana momba ny «primate» na...
-
Lundi 05 aout 2013 à 00:00:00
Tafatsangana any Andasibe ny laboratoara fanaovana fikarohana momba ny sahona mena. Nataon'ny fikambanana Mitsinjo izany ho fiarovana ity biby ity, noho ireo karazany maromaro...
-
Lundi 05 aout 2013 à 00:00:00
Huit chefs de région ont dénoncé des accusations injustes hier, a-t-on appris dans un communiqué qui nous est parvenu.
Menacés de limogeage, suite...
-
Lundi 05 aout 2013 à 00:00:00
L’association pour la sensibilisation et la formation des enfants et femmes maltraités (Asefema) organisera à sa manière une fête pour célébrer...