-
Jeudi 08 aout 2013 à 00:00:00
«Fifadiana». Io no tonga ao an-tsaina avy hatrany raha vao miresaka ny ramadany. Hifarana rahampitso rehefa naharitra iray volana ity fotoan-dehibe, iray amin’ireo...
-
Jeudi 08 aout 2013 à 00:00:00
Niaka-tsehatra voalohany teny amin’ny oniversite Ankatso ny “Rezatra sy Eritra”, tantara an-tsary an-tsehatra, notontosain’i Serge Henri Rodin, mpampianatra mpikaroka,...
-
Jeudi 08 aout 2013 à 00:00:00
Tsy manadino sy tsy miova ny fomba fanaony amin'ny fanaovana asa sosialy isaky ny tonon-taonan’ny fa-naovana famorana ny zazalahy tahaka izao ny minisitry ny fahasalamana,...
-
Jeudi 08 aout 2013 à 00:00:00
7 aogositra 1963- 7 aogositra 2013, feno 50 taona omaly ny Croix rouge malagasy (CRM). Tamin’ny 7 aogositra 1963, araka ny lalàna laharana 63-439, nahazo fankatoavana...
-
Jeudi 08 aout 2013 à 00:00:00
Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy omaly ny valim-panadinana CEPE tany Ivahona, distrikan’i Betroka. Nahatratra 67 ireo nisoratra anarana, saingy 50 tamin’ireo ihany no tonga...
-
Jeudi 08 aout 2013 à 00:00:00
Tany amin’ny faritra Vakinankaratra ny mpiasan’ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahina ara-tsosialy (Cnaps) mitety vohitra, nanomboka ny 6 aogositra teo.
Faritra fahasivy...
-
Jeudi 08 aout 2013 à 00:00:00
Tranoheva iray ao amin’ny Fier Mada ny Centre d’Expérimentation et de formation aux fruits et légumes (Ceffel) any Antsirabe, foibe fanofanana ireo tantsaha...
-
Jeudi 08 aout 2013 à 00:00:00
Nisokatra omaly ny tsenabe FierMada andiany faha-15. Fampisehoana ny tontolon’ny famokarana any ambanivohitra.
Tetikasa iray tsara ho fantatra ny BVPI nahazo famatsiam-bola, 5,9...
-
Jeudi 08 aout 2013 à 00:00:00
Mbola lavitra ny ezaka. Taratra nandritra ny atrikasa fankatoavana ireo paikady ho amin’ny fampandraisana andraikitra ny vehivavy eo amin’ny fanapahan-kevitra sy ny...
-
Jeudi 08 aout 2013 à 00:00:00
Ho raikitra amin’izay ? Hamory vahoaka ao amin’ny sehatr’Antsahamanitra, rahampitso zoma, ny Komitim-panavotana an’i Madagasikara (KPM), ahitana ireo CST am-perinasa...