-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Hatreto aloha, mirehareha mihitsy ny ekipan-dRajao sy Raly, eo amin’ny baolina kitra fa tsy misy izay tsy miondrika eo anatrehany. Fandresena inefatra mantsy no azony, tamin’ireo...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Nivoaka tamin’ny fanginany ny tontolon’ny hazakazaka am-bisikileta. Fantatra, ankehitriny, fa hatao eto Antananarivo indray ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, eo...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Mbola ny ekipazy avy amin’ny klioba Asacm, aloha hatreto no manjaka eo amin’ny «Rallye du Boeny», izay tanterahina any Mahajanga. Mitarika i Mathieu, manaraka azy...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Nanapa-kevitra ny mpandraharaha tsy miankina fa hiverina handrotsaka ny hetra TVA ao amin’ny kitapom-bolam-panjakana, manomboka ny faran’ity volana aogositra ity.
Nilaza ny...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Biby fiompy antom-piveloman’ny maro any Atsimo Andrefana ny osy. Taona maro anefa izao, karazany tsy misy fanaraha-maso ny fiompiana azy io.
Tsy ahitana politika momba ny...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Natao sonia tany Toliara, ny 12 aogositra teo, ny fiaraha-miasan’ny Banky afrikanina momba ny fampandrosoana (Bad) sy ny governemanta malagasy.
Nanao sonia izany fifanarahana izany...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Manodidina ny 100.000 dolara ny fampiasam-bola nataon’ny orinasa tsy miankina ho an’ny tohana ara-tsosialy.
Nifantoka tamin’ny lafiny sosialy, indrindra ny vonjy...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Les membres de la Cour électorale spéciale (CES) sont actuellement en train d’étudier au cas par cas la situation des candidats qui font l’objet de...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Na tsy re firy aza, tena mbola misy ny andiam-balala eto amintsika. Tsy niitatra firy izy ireo noho ny vanim-potoan’ny ririnina, indrindra ny aty afovoan-tany sady avo toerana. Na izany...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Vao maimaina ny toetrandro, mirongatra indray ny doro tanety saika isaky ny faritra maro. Fomba fanao efa mahazatra ny mahita tanety mirehitra, saingy tsy mbola fantatra kosa ny antony...