-
Mercredi 21 aout 2013 à 00:00:00
Plus de 2 030 000 enfants sont «économiquement occupés» à Madagascar, selon les statistiques de l’institut national des statistiques (Instat) mises...
-
Mercredi 21 aout 2013 à 00:00:00
Manampy betsaka ny fananganana orinasa madinika aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika ny fitondrana amerikanina. Manohana izany fiaraha-miasa izany ny Fondation des Etats-Unis pour...
-
Mercredi 21 aout 2013 à 00:00:00
Manomana ny fidiran’ny mpianatra ny banky BNI-Madagascar, manome tolotra vaovao ho an’ireo ray aman-dreniny.
Nanomboka ny 19 aogositra teo hatramin’ny 29 septambra,...
-
Mercredi 21 aout 2013 à 00:00:00
Notoloran’ny Fikambanana iraisam-pienena momba ny varotra (OMC) fitaovana informatika ny minisiteran’ny varotra ny 19 aogositra.
Fitaovana nomena ny Centre de...
-
Mercredi 21 aout 2013 à 00:00:00
Nanamarina ny minisiteran’ny fiompiana, fa noho ny lafiny tontolo iainana no mahatonga ny tantely eto amintsika ho ringana.
Eo koa ny aretina mpahazo ny tantely (toy ny varoazy),...
-
Mercredi 21 aout 2013 à 00:00:00
Tsy nampoizina. Niova haingana ny raharaha. Kandidà ho filoham-pirenena ihany ny minisitry ny Vola, Rajaonarimampianina Hery.
Natolotr’ireo kandidà voailika, ny Dr...
-
Mercredi 21 aout 2013 à 00:00:00
Ranolava ! Niteny indray koa ny Vaomieran’ny ranomasimbe Indianina (COI). Nanao antso avo ho an’ny mpanao politika izy ireo.
«Tokony hajaina ny lalàna mba...
-
Mercredi 21 aout 2013 à 00:00:00
Nihiboka an-trano indray toy ny fanaony tao amin’ny Ekar Faravohitra ny FFKM sy ireo solontenan’ankolafy na vondrona efatra, Ravalomanana, Zafy, Rajoelina, Ratsiraka, omaly...
-
Mercredi 21 aout 2013 à 00:00:00
Higadona anio indray ny lehiben’ny mpanelanelana eo anivon’ny Sadc, Joaquim Chissano sy ireo delegasiona tarihiny, araka ny fanambaran’ny foibem-pifandraisan’ny Sadc...
-
Mercredi 21 aout 2013 à 00:00:00
Nifanotofan’ireo kandidà ho filoham-pirenena na ireo solontenany ny eny amin’ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana (CES), omaly.
Tsy nanamafy firotsahana na...