-
Samedi 24 aout 2013 à 00:00:00
Fanapahan-kevitra am-pahendrena ? Tsy hiova tanana ireo minisitera tantanan’ireo minisitra hiala noho ny maha kandidà azy ireo. “Hosoloina sekretera jeneraly izy...
-
Samedi 24 aout 2013 à 00:00:00
Tsy mametraka olana. Manaiky ny hiala amin’ny toerany ireo parlemantera’ny ankolafy Ravalomanana raha ny nambaran-dRaharison Hilarion, teny Tsimbazaza, omaly.
“Antony...
-
Samedi 24 aout 2013 à 00:00:00
Nilaza ho afa-po amin’ireo dingana vita sy ny fivoaran’ny toe-draharaha eto amintsika ny Gic-M notarihin’ny vahiny mpanelanelana, Joachim Chissano, omaly.
Raha ny...
-
Samedi 24 aout 2013 à 00:00:00
Nankasitraka ny fanapahana navoakan’ny CES, omaly, ny kandidà Albert Camille Vital. Nambarany teny amin’ny foiben’ny fikambanana Hiaraka isika, manohana azy, teny...
-
Samedi 24 aout 2013 à 00:00:00
Tsy raikitra intsony ny antsapaka. Notazonina ny laharana efa nisy teo aloha, ho an’ireo kandidà ho filoham-pirenena. Hanomboka hiasa mafy ny Cenit amin’ny herinandro....
-
Samedi 24 aout 2013 à 00:00:00
Ny 25 aogositra ho avy izao no hiaka-tsehatra ao amin’ny efitranon’i CCEsca, Antanimena ny tarika Tsiakoraka, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Hivoaka amin'io ihany koa...
-
Samedi 24 aout 2013 à 00:00:00
L’institut national de la statistique (Instat), l’Unicef et la Banque mondiale ont présenté hier les résultats de l’enquête par Grappes à...
-
Samedi 24 aout 2013 à 00:00:00
Mirefy ho 3 km ny andiam-balala nandalo tao Tsinjoarivo Imanga Tsiroanomandidy, ny talata antoandro teo. Maizina tanteraka ny tanàna tamin’ny fotoana nandalovan’ireto...
-
Samedi 24 aout 2013 à 00:00:00
Tsy voafehy intsony ny asan-dahalo aty amin’ny faritra Menabe, raha ny fitarainana nataon’ny olona iray avy any Belo Tsiribihina.
“Miaina ao anatin’ny tebiteby...
-
Samedi 24 aout 2013 à 00:00:00
Velon-taraina ny ankamaroan’ny mponina ao Brickaville fa mirongatra izaitsizy ny andiam-boalavo. Saika tapitra ringana avokoa ny voly eny an-tanimboly toy ny katsaka, mangahazo, vary...