-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Manomana atrikasa iray, ny 20 sy 21 septambra ho avy izao, ho fampahafantarana ny zon’ny mpiasa ny Pastoralin’ny mpiasan’ny orinasa (PMO) miaraka amin’ny Birao...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Any amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny minisiteran’ny Fampianarana ambony ny fototry ny olana raha mbola tsy voaloa ny tambin-karaman’ireo mpampianatra...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Mitohy ihany ny fatiantoka amin’ny tetibolam-panjakana hatramin’izao.
« Tsy mora ho an’ny Tahirim-bolam-panjakana ny nandrindra ny fidiram-bola mihena...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Manomboka izao, tsy maintsy manana taratasy manokana momba azy ny omby (Fiche individuelle de bovidé) hoentina amidy rehetra.
Nanaovana atrikasa ny fanomezana izany Fib izany,...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Ao anatin’ny vanim-potoana fahavokaran’ny voatabia, amin’izao fotoana izao, kaominina Andina, distrika Ambositra. Eo anelanelan’ny volana jolay sy oktobra, isan-taona,...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Miandry ny marimaritra iraisana ! “Mbola ifampiresahana eo anivon’ny filankevitry ny governemanta ny momba ireo hisolo ny toeran’ny minisitra lasa kandidà....
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Nametra-pialana fanindroany, omaly, ny ambasadaoro Camille Vital, amin’ny maha kandidà ho filoham-pirenena azy. Nanterin’ity kandidàn’ny Hiaraka isika ity,...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Raha tsy misy ny fiovana, hanao fanambarana ho an’ny vahoaka malagasy, amin’ny alalan’ny tafa amin’ny mpanao gazety, anio, Ravalomanana Lalao, eny...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Rakotra ny tanoran’Antsirabe ny Sehatra maitson’i Tsarasaotra, ny faran’ny herinandro teo.
Niara-nankalaza ny faha-33 taonan’ny kung fu wisa eto Madagasikara,...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Nitondra fanazavana tamin’ny mpanao gazety teny Faravohitra Rakotoarivelo Mamy, omaly. Nambarany fa hanolotra kandidà hisolo an-dRavalomanana Lalao izy ireo,...